Fiteny persana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-6: Andalana faha-6:
|caption='''Fārsi'''
|caption='''Fārsi'''
|states=
|states=
[[Irana]],
[[Iràna]],
[[Afganistana]],
[[Afganistana]],
[[Bahreina]],
[[Bahreina]],
[[Irak]],
[[Iràka]],
[[Kazakstana]],
[[Kazakstana]],
[[Tajikistana]],
[[Tajikistana]],
[[Ozbekistana]],
[[Ozbekistana]],
|region=[[Azia Andrefana]], [[Azia Anivo]]
|region=[[Azia Andrefana]], [[Azia Afovoany]]
|script=[[fanoratana perso-Arabika]], [[Sirilika]]
|script=[[fanoratana perso-Arabika]], [[Sirilika]]
|speakers= 80-134 tapitrisa
|speakers= 80-134 tapitrisa
|rank=faha 22 (tenin-dreny)<ref>http://www.vistawide.com/languages/top_30_languages.htm</ref>
|rank=faha 22 (tenin-dreny)<ref>http://www.vistawide.com/languages/top_30_languages.htm</ref>
|familycolor=Indo-Europeanina
|familycolor=Indô-Eorôpeanina
|fam2=Indo-Iranianina
|fam2=Indô-Iranianina
|fam3=Iranianina
|fam3=Iranianina
|fam4=Iranianina andrefana
|fam4=Iranianina andrefana
|fam5=Iranianina Atsimo andrefana
|fam5=Iranianina atsimo-andrefana
|nation={{IRN}}<br />{{AFG}}<br />{{TJK}}
|nation={{IRN}}<br />{{AFG}}<br />{{TJK}}
|agency=[[Akademian'ny fiteny persana sy haisorana]], [[Akademian'ny siansa any Afganistana]]
|agency=[[Akademian'ny fiteny persana sy haisorana]], [[Akademian'ny siansa any Afganistana]]
Andalana faha-29: Andalana faha-29:
|lc3=pes|ld3=persana andrefana
|lc3=pes|ld3=persana andrefana
|lc4=tgk|ld4=Tajik|ll4=fiteny tajiky
|lc4=tgk|ld4=Tajik|ll4=fiteny tajiky
|lc5=aiq|ld5=Aimaq|ll5=fiteny Aimaka
|lc5=aiq|ld5=Aimaq|ll5=fiteny aimaka
|lc6=bhh|ld6=Bukharic|ll6=fiteny bokarika
|lc6=bhh|ld6=Bukharic|ll6=fiteny bokarika
|lc7=drw|ld7=Darwazi|ll7=fiteny darwazi
|lc7=drw|ld7=Darwazi|ll7=fiteny daroazy
|lc8=haz|ld8=Hazaragi|ll8=fiteny Hazaragi
|lc8=haz|ld8=Hazaragi|ll8=fiteny Hazaragy
|lc9=jpr|ld9=Dzhidi|ll9=fiteny Dzhidi
|lc9=jpr|ld9=Dzhidi|ll9=fiteny dzidy
|lc10=phv|ld10=Pahlavani|ll10=fiteny Pahlavani
|lc10=phv|ld10=Pahlavani|ll10=fiteny pahlavany
}}
}}
[[Sary:Persian Language Location Map1.png|vignette|311x311px|Sarintany maneho ny faritra ahitana ny mpiteny persana.]]
[[Sary:Persian Language Location Map1.png|vignette|311x311px|Sarintany maneho ny faritra ahitana ny mpiteny persana.]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 7 Septambra 2021 à 10:40

Fiteny persana
فارسی, دری
Fārsi
Fanononana [fɒːɾˈsi]
Tenenina any Iràna,

Afganistana, Bahreina, Iràka, Kazakstana, Tajikistana, Ozbekistana,

Region Azia Andrefana, Azia Afovoany
Total speakers 80-134 tapitrisa
Ranking faha 22 (tenin-dreny)[1]
Language family
  • Indô-Iranianina
    • Iranianina
      • Iranianina andrefana
        • Iranianina atsimo-andrefana
          • Fiteny persana
Writing system fanoratana perso-Arabika, Sirilika
Official status
Official language in  Iran
Afganistana
Tajikistana
Regulated by Akademian'ny fiteny persana sy haisorana, Akademian'ny siansa any Afganistana
Language codes
ISO 639-1 fa
ISO 639-2 per (B)Endrika:Infobox Language/terminological
ISO 639-3 variously:
fas – Persian
prs – Persana atsinanana
pes – persana andrefana
tgk – Tajik
aiq – Aimaq
bhh – Bukharic
drw – Darwazi
haz – Hazaragi
jpr – Dzhidi
phv – Pahlavani
Sarintany maneho ny faritra ahitana ny mpiteny persana.

Ny fiteny persana na fiteny farsy dia tenim-pirenenan' i Irana, ao amin' ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin' ny sampana indô-iraniana, ao amin' ny zana-tsampana iraniana. Mahery ny 60 tapitrisa ny isan' ny mpiteny persana any Iràna ary ny any Afganistana misy 16 tapitrisa. Misy mpiteny persana koa ny any Tajikistàna, ny any Bareina ary ny any Ozbekistàna (foko tajiky). Atao hoe فارسی / fārsī ny anaran' ny fiteny persana any Iràna sy any Afganistàna. Endrika arabon' ny teny hoe parsi, ny hoe farsi satria tsy manana renifeo p ny abidy arabo.

Manana satam-piteny ôfisialy ny fiteny persana anatin' ireo firenena telo ireo: endriky ny fiteny persàna isam-paritra ny fiteny dary (fiteny ôfisialy ao Afganistàna) sy ny fiteny tajiky (fiteny ôfisialin' i Tajikistàna) izay tenenina koa ao Kirgizistàna, ao Torkmenistàna, ao Ozbekistàna ary koa ao Kazakstàna. Ny totalin' ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa.

Ny rafi-pehezanteniny dia SOV. Soratana amin' ny alalan' ny abidy arabo ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin' ny fiteny arabo aza izy na amin' ny lafiny voambolana na amin' ny lafiny ara-drafi-peo. Any Tajikistàna (sy any Ozbekistàna miteny persana) dia soratana amin' ny abidy sirilika ny fiteny tajiky.

Jereo koa

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.