Kordistàna: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba faritra ao Azia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Kurdish-inhabited area by CIA (1992) box inset removed.jpg|vignette|253x253px]]
Ny [[Kordistàna]] dia faritra ao Azia Andrefana, onenan'ny Korda sy vahoaka vitsy anisa hafa, mivelatra ao amin'ny tapany atsimo-atsinanan'i [[Torkia]] sy ao amin'ny tapany avaratr'i [[Iràka]] sy ao amin'ny tapany avaratra-andrefan'i [[Iràna]] sy ao amin'ny faritra kely roa ao amin'ny tapany avaratra-atsinanana sy avaratra-andrefan'i [[Siria]]. Amin'ireo firenena efatra voatanisa ireo dia ny roa ihany no manaiky ny fisian'ny faritra mitondra ny anarana hoe Kordistàna, dia i Iràna sy i Iràka. Tsy firenena mahaleo tena i Kurdistàna.
Ny '''Kordistàna''' dia faritra ao [[Azia Andrefana]], onenan'ny [[Korda (vahoaka)|Korda]] sy vahoaka vitsy anisa hafa, mivelatra ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i [[Torkia]] sy ao amin' ny tapany avaratr' i [[Iràka]] sy ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' i [[Iràna]] sy ao amin' ny faritra kely roa ao amin' ny tapany avaratra-atsinanana sy avaratra-andrefan' i [[Siria]]. Amin' ireo firenena efatra voatanisa ireo dia ny roa ihany no manaiky ny fisian' ny faritra mitondra ny anarana hoe ''Kordistàna'', dia i Iràna sy i Iràka. Tsy firenena mahaleo tena i Kordistàna.

== Jereo koa ==

* [[Korda (vahoaka)]]
* [[Jiosy korda]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 5 Septambra 2021 à 12:23

Ny Kordistàna dia faritra ao Azia Andrefana, onenan'ny Korda sy vahoaka vitsy anisa hafa, mivelatra ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Torkia sy ao amin' ny tapany avaratr' i Iràka sy ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' i Iràna sy ao amin' ny faritra kely roa ao amin' ny tapany avaratra-atsinanana sy avaratra-andrefan' i Siria. Amin' ireo firenena efatra voatanisa ireo dia ny roa ihany no manaiky ny fisian' ny faritra mitondra ny anarana hoe Kordistàna, dia i Iràna sy i Iràka. Tsy firenena mahaleo tena i Kordistàna.

Jereo koa