Arabo (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Arabo''' dia ireo olona [[Fiteny arabo|miteny arabo]] sady manana kolontsaina arabo avy ao amin' ny [[saikanosin'i Arabia|Saikanosin' i Arabia]] ka miparitaka ao [[Afrika Avaratra]] sy ao [[Atsinanana Afovoany]] ary ao amin' ny Saikanosin' i Arabia.
Ny '''Arabo''' dia [[vahoaka semita]] ireo olona [[Fiteny arabo|miteny arabo]] sady manana kolontsaina arabo avy ao amin' ny [[saikanosin'i Arabia|Saikanosin' i Arabia]] ka miparitaka ao [[Afrika Avaratra]] sy ao [[Atsinanana Afovoany]] ary ao amin' ny Saikanosin' i Arabia.

== Ny fiteny arabo ==
== Ny fiteny arabo ==
Ny [[fiteny arabo]] dia [[fiteny semitika]] tenenina ao avaratr' i [[Afrika]] sy any [[Azia Andrefana]]. Raha atambatra ny olona miteny arabo eo amin' ny firenena rehetra izay lazaina fa miteny arabo ôfisialy, dia eo amin' ny 240 000 000 eo ho eo. Ny boky masin' ny [[silamo]], ny [[Kor'any]], izay nosoratana tamin' ny teny arabo, no manome lanja io fiteny io eo anivon' ny vahoaka mozilmana eran-tany. Samihafa ny fiteny arabo an-tsoratra sy ny fiteny arabo tenenina.

== Jereo koa ==

* [[Finoana silamo|Silamo]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 2 Septambra 2021 à 18:51

Ny Arabo dia vahoaka semita ireo olona miteny arabo sady manana kolontsaina arabo avy ao amin' ny Saikanosin' i Arabia ka miparitaka ao Afrika Avaratra sy ao Atsinanana Afovoany ary ao amin' ny Saikanosin' i Arabia.

Ny fiteny arabo

Ny fiteny arabo dia fiteny semitika tenenina ao avaratr' i Afrika sy any Azia Andrefana. Raha atambatra ny olona miteny arabo eo amin' ny firenena rehetra izay lazaina fa miteny arabo ôfisialy, dia eo amin' ny 240 000 000 eo ho eo. Ny boky masin' ny silamo, ny Kor'any, izay nosoratana tamin' ny teny arabo, no manome lanja io fiteny io eo anivon' ny vahoaka mozilmana eran-tany. Samihafa ny fiteny arabo an-tsoratra sy ny fiteny arabo tenenina.

Jereo koa