Zana-Kôntinenta Indiana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Zana-kôntinenta indiana ho Zana-kôntinenta Indiana i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:ASACR.png|vignette|279x279px|Firenena ao amin' ny zana-kôntinenta indiana]]
[[Sary:ASACR.png|vignette|279x279px|Firenena ao amin' ny zana-kôntinenta indiana]]
Ny '''zana-kôntinenta indiana''' dia faritra ara-jeôgrafia ao [[Azia Atsimo]], mirefy 4 500 000 km<sup>2</sup> any ho any, izay ahitana an' i [[India]], i [[Pakistàna]], i [[Bangladesy]], i [[Nepaly]], i [[Botàna]], i [[Srilanka]] ary ireo nosy [[Maldiva]] sy ampahan-tanin' izy ireo sy ampahan-tany fehezin' i [[Sina]] ankehitriny. Misy mponina 1 800 tapitrisa any ho any ny ao amin' ny zana-kôntinenta indiana, ka ny 1 400 tapitrisa dia monina ao India: izy no faritra eto amin' ambonin' ny tany be mponina indrindra, izay onenan' ny iray ampahefatry ny mponina maneran-tany. I [[Birmania]] koa indraindray dia tafiditra ao amin' io zana-kôntinenta io nefa ara-kolontsaina sy ara-jeôgrafia dia miaraka amin' i [[Azia Atsimo-Atsinanana]] izy. Noho ny antony ara-tantara dia tafiditra ao koa indraindray i [[Afganistàna]].
Ny '''zana-kôntinenta Indiana''' dia faritra ara-jeôgrafia ao [[Azia Atsimo]], mirefy 4 500 000 km<sup>2</sup> any ho any, izay ahitana an' i [[India]], i [[Pakistàna]], i [[Bangladesy]], i [[Nepaly]], i [[Botàna]], i [[Srilanka]] ary ireo nosy [[Maldiva]] sy ampahan-tanin' izy ireo sy ampahan-tany fehezin' i [[Sina]] ankehitriny. Misy mponina 1 800 tapitrisa any ho any ny ao amin' ny zana-kôntinenta indiana, ka ny 1 400 tapitrisa dia monina ao India: izy no faritra eto amin' ambonin' ny tany be mponina indrindra, izay onenan' ny iray ampahefatry ny mponina maneran-tany. I [[Birmania]] koa indraindray dia tafiditra ao amin' io zana-kôntinenta io nefa ara-kolontsaina sy ara-jeôgrafia dia miaraka amin' i [[Azia Atsimo-Atsinanana]] izy. Noho ny antony ara-tantara dia tafiditra ao koa indraindray i [[Afganistàna]].


Noho ny fipetrahany eo ambony sosom-bato mitokana sy noho ny fananan' izy ireo singa ara-kolontsaina iombonana no nahatonga ireo firenena ireo hakambana ao amin' io faritra io. Ny ampahany atsimo amin' ity faritra ity dia [[saikanosy]] lehibe, fa ny avaratra kosa dia misaraka amin' i [[Azia Afovoany]] amin' ny alalan' ny tandavan-tendrombohitra Himalaia izay mamorona sakana ara-kolontsaina sy ara-jeôgrafia eo anelanelany sy ny faritra hafa ao [[Azia]].
Noho ny fipetrahany eo ambony sosom-bato mitokana sy noho ny fananan' izy ireo singa ara-kolontsaina iombonana no nahatonga ireo firenena ireo hakambana ao amin' io faritra io. Ny ampahany atsimo amin' ity faritra ity dia [[saikanosy]] lehibe, fa ny avaratra kosa dia misaraka amin' i [[Azia Afovoany]] amin' ny alalan' ny tandavan-tendrombohitra Himalaia izay mamorona sakana ara-kolontsaina sy ara-jeôgrafia eo anelanelany sy ny faritra hafa ao [[Azia]].

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Septambra 2021 à 15:11

Firenena ao amin' ny zana-kôntinenta indiana

Ny zana-kôntinenta Indiana dia faritra ara-jeôgrafia ao Azia Atsimo, mirefy 4 500 000 km2 any ho any, izay ahitana an' i India, i Pakistàna, i Bangladesy, i Nepaly, i Botàna, i Srilanka ary ireo nosy Maldiva sy ampahan-tanin' izy ireo sy ampahan-tany fehezin' i Sina ankehitriny. Misy mponina 1 800 tapitrisa any ho any ny ao amin' ny zana-kôntinenta indiana, ka ny 1 400 tapitrisa dia monina ao India: izy no faritra eto amin' ambonin' ny tany be mponina indrindra, izay onenan' ny iray ampahefatry ny mponina maneran-tany. I Birmania koa indraindray dia tafiditra ao amin' io zana-kôntinenta io nefa ara-kolontsaina sy ara-jeôgrafia dia miaraka amin' i Azia Atsimo-Atsinanana izy. Noho ny antony ara-tantara dia tafiditra ao koa indraindray i Afganistàna.

Noho ny fipetrahany eo ambony sosom-bato mitokana sy noho ny fananan' izy ireo singa ara-kolontsaina iombonana no nahatonga ireo firenena ireo hakambana ao amin' io faritra io. Ny ampahany atsimo amin' ity faritra ity dia saikanosy lehibe, fa ny avaratra kosa dia misaraka amin' i Azia Afovoany amin' ny alalan' ny tandavan-tendrombohitra Himalaia izay mamorona sakana ara-kolontsaina sy ara-jeôgrafia eo anelanelany sy ny faritra hafa ao Azia.

Jereo koa

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia