Fanjakan' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Aller à la navigation Aller à la recherche
k
tsy misy ambangovangom-panovana
k (nanova ny anaran'i Fanjakan'i Jodà ho Fanjakan' i Jodà i Thelezifor)
kAucun résumé des modifications
 
[[Sary:Kingdoms of Israel and Judah map 830.svg|vignette|376x376px|Fanjakan'i Israely sy Fanjakan'i Jodà tamin'ny taonjato faha-9 tal. J.K.]]
Ny [[Fanjakan'i Jodà|'''Fanjakan' i''' '''Jodà''']] na [[Fanjakan'i Jodà|'''Fanjakan' i''' '''Joda''']] na [[Fanjakan'i Jodà|'''Fanjakana''' '''Atsimo''']] dia fanjakafanjakà-mpanjaka tany [[Atsinanana-Akaiky]] taloha naorin' ny Israelita tamin' ny [[Andron'ny Vy|Andron' ny Vy]]. Araka ny [[Baiboly]] dia teo anelanelan' ny taona 931 sy 586 tal. J.K. no nisian' io fanjakana io izay nifanefi-tany tamin' ny [[Fanjakan'i Samaria|Fanjakan' i Samaria]] (na [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Israely]]) izay nifanohitra taminy. Araka ny Baiboly dia vokatry ny fivakisan' ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan' i Israely izay mbola nitambatra]] izy sy ny Fanjakan' i Samaria taorian' ny nahafatesan' i [[SolomonaSôlômôna]] ([[Salômôna]]). Taorian' ny vanim-potoam-pandrosoana teo ambany fifehezan' ny Fanjakana Asiriana vaovao dia noravan' ny Babiloniana[[Babilônia|Babilôniana]] izy tamin' ny andron' i [[Nebokadnetsara II]] tamin' ny ady nifanaovan' i [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egiptiana]] sy ny BabilonianaBabilôniana.
 
== Ny fokon' i Israely tao amin' ny Fanjakan' i Jodà ==
Roa fotsiny ny [[fokon'i Israely|fokon' i Israely]] tafajanona tao amin' ny Fanjakan' i Jodà, dia ny [[fokon'i Jodà|fokon' i Jodà]] sy ny [[fokon'i Benjamina|fokon' i Benjamina]]. Nisy ampahany tamin' ny [[fokon'i Levy|fokon' i Levy]] izay nisahana ny resaka fivavahana tao amin' ny Fanjakan' i Jodà.
 
== Lisitry ny mpanjakan' i Jodà ==
Nanomboka teo amin' ny fanjakan' i [[Rehoboama]] na Roboama ka hatramin' ny fanjakan' i [[Zedekia]] na Sedekiasa ny lisitry ny mpanjakan' i Jodà. I [[Saoly]] na Saola sy i [[Isboseta]] sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[Solomona]]Sôlômôna na SalomonaSalômôna dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Israely]] tamin' izy mbola fanjakana tokana tsy mivaky. Nisy roapolo mahery eo ny isan' ny mpajaka nifandimby nitondra tao Jodà raha tsy isaina i Saoly sy i Davida ary i SalomonaSalômôna<ref><small>Amin'io lisitra io dia voasoratra aoloha ny anarana hita ao amin'ny Baiboly protestanta malagasy ary manaraka azy ny ao amin'ny Baiboly katolika malagasy raha toa ka tsy mitovy ny fomba nanoratana azy ao amin'ireo boky roa ireo Ny anarana amin'ny Baiboly hafa dia hita amin'ny pejin'ny mpanjaka tsirairay.</small></ref>.
 
#[[Rehoboama]] na Roboama (hebreo: רְחַבְעָם / ''Rehav’am'');
#[[Zedekia]] na Sedekiasa (hebreo: צדקיהו / ''Tzidqiyahu'').
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fanjakan'i Israely (Samaria)]]
28 656

modifications

Meny fitetezana