Fiteny amharika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-101: Andalana faha-101:


=== Fiteny be mpampiasa ao Afrika ===
=== Fiteny be mpampiasa ao Afrika ===
Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny [[fiteny arabo]], [[Fiteny soahily|soahily]], [[Fiteny frantsay|frantsay]], [[Fiteny anglisy|anglisy]], [[Fiteny pôrtogey|pôrtogey]], [[Fiteny berbera|berbera]], [[Fiteny fola|fola]] (na [[fiteny peola]]), [[Fiteny afrikansa|afrikansa]], [[Fiteny malagasy|malagasy]], [[Fiteny amharika|amharika]], [[Fiteny tigrinia|tigrinia]], [[Fiteny vôlôfo|vôlôfo]], [[Fiteny haosa|haosa]], [[Fiteny zolo|zolo]], [[Fiteny lingala|lingala]], [[Fiteny bambara|bambara]], [[Fiteny sômaly|sômaly]], [[Fiteny môre|môre]], [[Fiteny iôroba|iôroba]], [[Fiteny sôninke|sôninke]], [[Fiteny diola|diola]], [[Fiteny agny|agny]], [[Fiteny bete|bete]], [[Fiteny baole|baole]], [[Fiteny fanga|fanga]], [[Fiteny kitoba|kitoba]] ary [[Fiteny soso|soso]].
Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny [[fiteny afrikansa]], [[Fiteny agny|agny]], [[Fiteny amharika|amharika]], [[Fiteny anglisy|anglisy]], [[Fiteny arabo|arabo]], [[Fiteny bambara|bambara]], [[Fiteny baole|baole]], [[Fiteny berbera|berbera]], [[Fiteny bete|bete]], [[Fiteny diola|diola]], [[Fiteny fanga|fanga]], [[Fiteny fola|fola]] (na [[fiteny peola]]), [[Fiteny frantsay|frantsay]], [[Fiteny haosa|haosa]], [[Fiteny iôroba|iôroba]], [[Fiteny kitoba|kitoba]], [[Fiteny lingala|lingala]], [[Fiteny malagasy|malagasy]], [[Fiteny môre|môre]], [[Fiteny pôrtogey|pôrtogey]], [[Fiteny soahily|soahily]], [[Fiteny sômaly|sômaly]], [[Fiteny sôninke|sôninke]], [[Fiteny soso|soso]], [[Fiteny tigrinia|tigrinia]], [[Fiteny vôlôfo|vôlôfo]] ary [[Fiteny zolo|zolo]].


== Rohy ivelany ==
== Rohy ivelany ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 25 Mey 2021 à 09:44

Ny tavoahangy Coca-Cola soratana amin'ny teny amharika

Ny fiteny amharika dia fiteny ao amin' ny vondrom-piteny semitika tenenina any Etiopia. Izy io dia fiteny semitika faharoa amin' ny lafin' ny isan' ny mpiteny, eo aorian' ny fiteny arabo. Noho ny pôlitika mikasika ny fiteny talohan' ny fahalatsahan'ny Defg, ampiasain' ny ankabeazan' ny mponina any Etiôpia ilay fiteny, ary ny mpiteny azy ireo dia na mampiasa azy amin' ny maha fitenin-dreny na maha fiteny faharoa nianarana na fiteny ampiasaina eny ivelany azy. Any Etiôpia, fiteny ampiasaina amin' ny fandraharahana ny fiteny amharika.

Tsy manana sata ôfisialy intsony ny fiteny amharika tamin'ny firenena nampihatra ny Lalampanorenan'ny 1994, nanambara ny andininy faha 5-1 fa mitovy sata avokoa ny fiteny tenenina ao Etiôpia. Kanefa ny andininy faha 5-2 dia milaza fa teny fiasan' ny governemanta federaly ny fiteny amharika.

Any ivelan' i Etiôpia, ny fiteny amharika dia tenenin' ny mponina miisa 2,7 tapitrisa miaina any Ejipta, any Israely, any Jibotia, any Iemena, any Sodàna, na koa any Soeda (tenenin' ny mponina vitsivitsy, matetika avy any Etiôpia ny ankabeazan' izy ireo) na any Eritirea ho an'ireo izay mbola niaina tambanin' ny fandraharahana Etiôpiana talohan'ny taona 1993.

Tantara

Ny soratra voalohany amin'ny teny amharika dia nosoratana tany amin'ny taonjato faha-13 tany ho any.

Fanoratana ny fiteny amharika

Ny fiteny amharika dia soratana amin'ny alàlan'ny abigida avy amin'ny fiteny gezy.

Fafana maneho ny abgida anoratana ny fiteny amharika
ä u i a e ə o
h
l
h
m
s
r
s
š
q
b
t
č
h
n
ñ
ʾ
k
h
w
ʾ
z
ž
y
d
ǧ
g
t'
č'
p'
s'
s'
f
p

Jereo koa

Fiteny be mpampiasa ao Afrika

Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.