Kônsily faharoa tao Kônstantinôpôly: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Konsily faharoa tao Konstantinopoly''' na '''Konsily faharoa tao Konstantinopla''' dia konsily ekiomenika fahadimy natao teo amin'ny tantaranny Fivavahana kristiana. Nanamafisana ny fananan'i Kristy natiora roa ny Konsily faharoa tao Konstantinopoly ka nambara fa sady olona no Andriamanitra i Kristy. Io no konsily fahatelo. Nohelohina ny asa soratra manohana ny [[nestorianisma]]. Ny emperora Jostiniano no nampanao azy ary ny patriarka Eotikiiosy avy any Kostantinopoly no nitarika azy. Ny mba hanamafisan'ny Fiangonana ny fanamelohany ny soratry ny teolojiana telolahy, dia i Teodora avy any Mopsoesto sy i Teodoreto avy any Kira ary i Ibasy avy any Edesa, tamin'ny taona 553. Tsy tratra ny tanjon'ny emperora Jostiniano izay nikendry ny hampîhavana ny Kristiana kalkedoniana sy ny Kristiana monofizita ao amin'ny tapany atsinanan'ny empira.
Ny '''Kônsily faharoa tao Kônstantinôpôly''' na '''Kônsily faharoa tao Kônstantinôpla''' dia [[kônsily ekiomenika]] fahadimy natao teo amin' ny tantaran' ny Fivavahana kristiana. Nanamafisana ny fananan' i [[Kristy]] [[Natiora (teôlôjia)|natiora]] roa ny Kônsily faharoa tao Kônstantinôpôly ka nambara fa sady olona no Andriamanitra i Kristy. Io no kônsily fahatelo. Nohelohina ny asa soratra manohana ny nestôrianisma. Ny emperora Jostiniano no nampanao azy ary ny patriarka Eotikiiosy avy any Kônstantinôpôly no nitarika azy. Ny mba hanamafisan'ny Fiangonana ny fanamelohany ny soratry ny teolojiana telolahy, dia i Teôdôra avy any Môpsoesto sy i Teôdôreto avy any Kira ary i Ibasy avy any Edesa, tamin' ny taona 553. Tsy tratra ny tanjon'ny emperora Jostiniano izay nikendry ny hampîhavana ny Kristiana kalkedoniana sy ny Kristiana [[Mônôfizisma|mônôfizita]] ao amin' ny tapany atsinanan' ny empira.


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==


* [[Konsily voalohany tao Konstantinopoly]]
* [[Kônsily voalohany tao Kônstantinôpôly]]
* [[Konsily fahatelo tao Konstantinopoly]]
* [[Kônsily fahatelo tao Kônstantinôpôly]]
* [[Konsily fahefatra tao Konstantinopoly]]
* [[Kônsily fahefatra tao Kônstantinôpôly]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 24 Mey 2021 à 12:32

Ny Kônsily faharoa tao Kônstantinôpôly na Kônsily faharoa tao Kônstantinôpla dia kônsily ekiomenika fahadimy natao teo amin' ny tantaran' ny Fivavahana kristiana. Nanamafisana ny fananan' i Kristy natiora roa ny Kônsily faharoa tao Kônstantinôpôly ka nambara fa sady olona no Andriamanitra i Kristy. Io no kônsily fahatelo. Nohelohina ny asa soratra manohana ny nestôrianisma. Ny emperora Jostiniano no nampanao azy ary ny patriarka Eotikiiosy avy any Kônstantinôpôly no nitarika azy. Ny mba hanamafisan'ny Fiangonana ny fanamelohany ny soratry ny teolojiana telolahy, dia i Teôdôra avy any Môpsoesto sy i Teôdôreto avy any Kira ary i Ibasy avy any Edesa, tamin' ny taona 553. Tsy tratra ny tanjon'ny emperora Jostiniano izay nikendry ny hampîhavana ny Kristiana kalkedoniana sy ny Kristiana mônôfizita ao amin' ny tapany atsinanan' ny empira.

Jereo koa: