Empira Safavida: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-11: Andalana faha-11:
* [[Fanjakan'ny Arsakida]] (247 tal. J.K - 224 taor. J.K.)
* [[Fanjakan'ny Arsakida]] (247 tal. J.K - 224 taor. J.K.)
* [[Empira Sasanida]] (224-651 taor. J.K.)
* [[Empira Sasanida]] (224-651 taor. J.K.)
* '''Diastia Safavida''' (1501-1736 taor. J.K.)
* [[Diastia safavida|Diastia Safavida]] (1501-1736 taor. J.K.)

* [[Empira Safavida]]

* [[Dinastia afsarida]] (1736-1796 taor. J.K.)
* [[Dinastia afsarida]] (1736-1796 taor. J.K.)
* [[Dinastia zanda]] (1751-1794)
* [[Dinastia zanda]] (1751-1794)

Endrik'io pejy io tamin'ny 15 Mey 2021 à 08:30

Ny Empira safavida tamin'ny andron'ny Shah Abbas I.

Ny Empira Safavida no natanjaka indrindra tamin' ny Empira Iraniana izay niorina taorian'ny fakan' ny Miozolmàna an'i Persia. Tao Ardabila ny Safavida no nanapaka ny ampahany lehibe tamin'i Persia sady nanamafy ny maha faritra persiana izany faritra izany, ka izy ireo no fianakavia-mpanjaka teratany persiana voalohany hatramin'ny Empira sasanida ka niezaka nampiray ny fanjakana persiana.

Niroborobo ny haisoratra sy ny zavakanto ary ny maritrano tamin'ny andron'ny Safavida, ary matetika dia lazaina fa izany dia "faharetahan'ny Empira persiana fanindroany". Nataon'ny Safavida fivavaham-panjakana ny finoana silamo siita, tsy tahaka ny tao amin'ny Empira Ôtômàna izay nanao ny finoana silamo sonita ho fivavaham-panjakana. Ny Empira Safavida no fanjakana silamo iraniana voalohany izay nitovy lenta tamin'ny Ôtômana sy ny Mamelòka.

Jereo koa

Ireo fianakavia-mpanjaka nanapaka tany Persia: