Empira Safavida: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Safavid dynasty (greatest extent).svg|vignette|360x360px|Ny Empira safavida tamin'ny andron'ny ''Shah'' Abbas I.]]
[[Sary:Safavid dynasty (greatest extent).svg|vignette|360x360px|Ny Empira safavida tamin'ny andron'ny ''Shah'' Abbas I.]]
Ny '''Empira Safavida''' no natanjaka indrindra tamin' ny Empira Iraniana izay niorina taorian'ny fakan' ny Miozolmàna an'i Persia. Tao Ardabila ny Safavida no nanapaka ny ampahany lehibe tamin'i Persia sady nanamafy ny maha faritra persiana izany faritra izany, ka izy ireo no fianakavia-mpanjaka teratany persiana voalohany hatramin'ny Empira sasanida ka niezaka nampiray ny fanjakana persiana.
Ny '''fianakavia-mpanjakan' ny Safavida''' na '''Sefevida''' dia nanapaka tao [[Persia]] tamin'ny taona 1501 hatramin'ny taona 1736. Atao hoe صفویان / ''Safaviān'' izy ireo amin'ny [[teny persana]], fa صفوی‌لر / ''Səfəvilər'' kosa amin'ny [[teny azery]]. Nandimby ny Tomorida izy ka dinastia voalohany nahaleo tena tanteraka izay nanapaka an'i Iràna nandritra ny 500 taona any ho any.

Ny Safavida dia nipoitra tamin'ny antoko tao amin'ny [[Sonisma|fivavahana silamo sonita]] [[Sofisma|sofỳ]] izay niorina tamin'ny taonjato faha-14. Na dia [[Fiteny torka|miteny torka]] aza izy ireo dia tsy fantatra mazava ny foko nipoirany, satria ny Safavida dia nanova izany noho ny antony ara-pirehankevitra, mety ho [[Korda (vahoaka)|Korda]] izy ireo.

Niova finoana ho amin'ny siisma izy ireo tamin'ny taonjato faha-15, angamba tamin'ny andron'i Khwajeh Ali na tamin'i Jonayd, ka nanambara izy ireo fa io no fivavaham-panjakana tamin'ny nanadraisan'i Ismail ny fahefana tamin'ny taona 1501. Nanohana azy ireo ireo vahoaka mpifindrafindra monina torka Kizilbasy, nanomboka tamin'ny taona 1508, ka nanapaka ny tany manontolo notapahan'ireo Ak-Koionlo (Aq Qoyunlu) teo aloha izay miteny torka ihany koa.

Nisondrotra avo ny herin'ny Safavida sady namorona fitondrana teokratika izy ireo izay notariin'ny shah, ka nanomboka tamin'ny taona 1510 dia nifanandrina tamin'ny [[Ozbeka]] tao antsinanana izay miteny torka ihany koa (izay notarihn'i Mohammad Shaybânî) izy ireo, sy tamin'ny [[Fanjakana otomàna|Ôtômana]] tao andrefana izay mpiaro ny [[sonisma]].

Nahatratra ny fara tampon'ny tanjany ny dinastia safavida tamin'ny nitondran'i Abbas <abbr>I, izay shah nanomboka tamin'ny taona 1588 hatramin'ny taona 1629, izay nanasaraka ny fahefana ara-pivavahana tamin'ny fahefana ara-politika teo amin'ny empira, ka nanangana mpiambina manokana nahitana andevo novaim-pinoana ho silamo, atao hoe ''ghulams'', mba hanoherana ireo foko kizilbasy (Qizilbashs). Iray tamin'ireo hery telo tao amin'ny tontolo miozolmàna ny Safavida, nanampy ny Empira ôtômàna sy ny Empira môngoly, izay nifandray tamin'ny mpanjaka eorôpeana, izay naniry hametraka firaisana hanoherana ny Vavahady Avo (torka ôtômana: باب عالی / ''Bāb-ı āli''; frantsay: ''Sublime Porte'').</abbr>

== Ny Empira Safavida ==
Ny Empira Safavida no natanjaka indrindra tamin' ny Empira Iraniana izay niorina taorian'ny fakan' ny Miozolmàna an'i Persia. Tao Ardabila ny Safavida no nanapaka ny ampahany lehibe tamin'i Persia sady nanamafy ny maha faritra persiana izany faritra izany, ka izy ireo no fianakavia-mpanjaka teratany persiana voalohany hatramin'ny Empira sasanida ka niezaka nampiray ny fanjakana persiana.

Niroborobo ny haisoratra sy ny zavakanto ary ny maritrano tamin'ny andron'ny Safavida, ary matetika dia lazaina fa izany dia "faharetahan'ny Empira persiana fanindroany". Nataon'ny Safavida fivavaham-panjakana ny finoana silamo siita, tsy tahaka ny tao amin'ny [[Empira Ôtômàna]] izay nanao ny finoana silamo sonita ho fivavaham-panjakana. Ny Empira Safavida no fanjakana silamo iraniana voalohany izay nitovy lenta tamin'ny Ôtômana sy ny [[Mamelòka]].

Endrik'io pejy io tamin'ny 15 Mey 2021 à 08:27

Ny Empira safavida tamin'ny andron'ny Shah Abbas I.

Ny Empira Safavida no natanjaka indrindra tamin' ny Empira Iraniana izay niorina taorian'ny fakan' ny Miozolmàna an'i Persia. Tao Ardabila ny Safavida no nanapaka ny ampahany lehibe tamin'i Persia sady nanamafy ny maha faritra persiana izany faritra izany, ka izy ireo no fianakavia-mpanjaka teratany persiana voalohany hatramin'ny Empira sasanida ka niezaka nampiray ny fanjakana persiana.

Niroborobo ny haisoratra sy ny zavakanto ary ny maritrano tamin'ny andron'ny Safavida, ary matetika dia lazaina fa izany dia "faharetahan'ny Empira persiana fanindroany". Nataon'ny Safavida fivavaham-panjakana ny finoana silamo siita, tsy tahaka ny tao amin'ny Empira Ôtômàna izay nanao ny finoana silamo sonita ho fivavaham-panjakana. Ny Empira Safavida no fanjakana silamo iraniana voalohany izay nitovy lenta tamin'ny Ôtômana sy ny Mamelòka.

Jereo koa

Ireo fianakavia-mpanjaka nanapaka tany Persia: