Alimo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Assorted bronze castings.JPG|vignette|300x300px|Alimo]]
[[Sary:Assorted bronze castings.JPG|vignette|300x300px|Alimo]]
Ny '''alimo''' dia [[metaly]] maro taharo vokatry ny fanatsonihana miaraka ny [[varahina]] amin' ny metaly hafa. Amin' ny heviny tery kokoa dia iantsoana ny fanakambanana ny varahina sy ny [[firapotsy]]. Amin' ny ankapobeny dia ny 54 %n' ny taharon' ny alimo dia varahina (izay mety hiakatra hatrany amin' ny 95 %) ary ny sisa dia mety ho [[firapotsy]] na [[alominiôma]], [[firamainty]], [[beriliôma]], [[manganezy]] ary [[tongstena]], ary mety hahitana koa [[silisiôma]] sy [[fôsfôro]], ny [[fanitso]] ihany no tsy atao be.
Ny '''alimo''' dia [[metaly]] maro taharo vokatry ny fanatsonihana miaraka ny [[varahina]] amin' ny metaly hafa. Amin' ny heviny tery kokoa dia iantsoana ny fanakambanana ny varahina sy ny [[firapotsy]] ny hoe "alimo". Amin' ny ankapobeny dia ny 54 %n' ny taharon' ny alimo dia varahina (izay mety hiakatra hatrany amin' ny 95 %) ary ny sisa dia mety ho [[firapotsy]] na [[alominiôma]], [[firamainty]], [[beriliôma]], [[manganezy]] ary [[tongstena]], ary mety hahitana koa [[silisiôma]] sy [[fôsfôro]], ny [[fanitso]] ihany no tsy atao be.


Mananana toetra mampiavaka azy ny alimo, dia izy ela tonta, tsy moramora laninan' ny [[asidra]] sady afaka mampita [[aratra]] tsara. Ampiasaina matetika hanaovana fitaovam-pifampikasohana amin' ny [[tsỳ]] ny alimo. Ny fihinananan' ny asidra ny alimo dia sakana lehibe amin' ny fampisana azy amin' ny sehatry ny fifamoivoizana an-dranomasina sy amin' ny taozava-baventin' ny fanamboarana sambo.
Mananana toetra mampiavaka azy ny alimo, dia izy ela tonta, tsy moramora laninan' ny [[asidra]] sady afaka mampita [[aratra]] tsara. Ampiasaina matetika hanaovana fitaovam-pifampikasohana amin' ny [[tsỳ]] ny alimo. Ny fihinananan' ny asidra ny alimo dia sakana lehibe amin' ny fampisana azy amin' ny sehatry ny fifamoivoizana an-dranomasina sy amin' ny taozava-baventin' ny fanamboarana sambo.

Endrik'io pejy io tamin'ny 2 Mey 2021 à 11:17

Alimo

Ny alimo dia metaly maro taharo vokatry ny fanatsonihana miaraka ny varahina amin' ny metaly hafa. Amin' ny heviny tery kokoa dia iantsoana ny fanakambanana ny varahina sy ny firapotsy ny hoe "alimo". Amin' ny ankapobeny dia ny 54 %n' ny taharon' ny alimo dia varahina (izay mety hiakatra hatrany amin' ny 95 %) ary ny sisa dia mety ho firapotsy na alominiôma, firamainty, beriliôma, manganezy ary tongstena, ary mety hahitana koa silisiôma sy fôsfôro, ny fanitso ihany no tsy atao be.

Mananana toetra mampiavaka azy ny alimo, dia izy ela tonta, tsy moramora laninan' ny asidra sady afaka mampita aratra tsara. Ampiasaina matetika hanaovana fitaovam-pifampikasohana amin' ny tsỳ ny alimo. Ny fihinananan' ny asidra ny alimo dia sakana lehibe amin' ny fampisana azy amin' ny sehatry ny fifamoivoizana an-dranomasina sy amin' ny taozava-baventin' ny fanamboarana sambo.

Jereo koa