Volamena: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
{{vangovango|simia}}
{{vangovango|simia}}
[[Sary:Or Venezuela.jpg|thumb|ankavanana|Volamena]]
[[Sary:Or Venezuela.jpg|thumb|ankavanana|Volamena]]
Ny '''volamena''' dia zavatra simika mitondra ny eva '''Au''' (avy amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Aurum''). 79 ny isa atômikany. Mavomena mamiratra ny lokony, mavesatra izy, azo tefena ho manify araka izay azo atao. Metaly fanaovam-piravaka sarobidy ny volamena. Izy koa no fototry ny sandam-bola miasa eran-tany. Misy karazany roa ny volamena, dia ny volamena maitso sy ny volamena mena. Ara-tantara dia ny volamena no metaly sarobidy indrindra. Nolazaina ho tsy mety simba sady metaly manan-kaja izy satria tsy dia andairan' ny [[asidra]] na ny harefesina.
Ny '''volamena''' dia singa simika mitondra ny eva '''Au''' (avy amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Aurum''). 79 ny isa atômikany. Mavomena mamiratra ny lokony, mavesatra izy, azo tefena ho manify araka izay azo atao. Metaly fanaovam-piravaka sarobidy ny volamena. Izy koa no fototry ny sandam-bola miasa eran-tany. Misy karazany roa ny volamena, dia ny volamena maitso sy ny volamena mena. Ara-tantara dia ny volamena no metaly sarobidy indrindra. Nolazaina ho tsy mety simba sady metaly manan-kaja izy satria tsy dia andairan' ny [[asidra]] na ny harefesina.

== Ohabolana ==

* Volamena latsaka am-bovoka : tsy avelan' ny soa tsy hihiratra.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 11 Aprily 2021 à 18:41

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka simia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Volamena

Ny volamena dia singa simika mitondra ny eva Au (avy amin' ny teny latina hoe Aurum). 79 ny isa atômikany. Mavomena mamiratra ny lokony, mavesatra izy, azo tefena ho manify araka izay azo atao. Metaly fanaovam-piravaka sarobidy ny volamena. Izy koa no fototry ny sandam-bola miasa eran-tany. Misy karazany roa ny volamena, dia ny volamena maitso sy ny volamena mena. Ara-tantara dia ny volamena no metaly sarobidy indrindra. Nolazaina ho tsy mety simba sady metaly manan-kaja izy satria tsy dia andairan' ny asidra na ny harefesina.

Ohabolana

  • Volamena latsaka am-bovoka : tsy avelan' ny soa tsy hihiratra.

Jereo koa