Volamena: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
{{vangovango|simia}} |
{{vangovango|simia}} |
||
[[Sary:Or Venezuela.jpg|thumb|ankavanana|Volamena]] |
[[Sary:Or Venezuela.jpg|thumb|ankavanana|Volamena]] |
||
Ny '''volamena''' dia zavatra simika mitondra ny eva '''Au''' (avy amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Aurum''). 79 ny isa atômikany. Mavomena mamiratra ny lokony, mavesatra izy, azo tefena ho manify araka izay azo atao. Metaly fanaovam-piravaka sarobidy ny volamena. Izy koa no fototry ny sandam-bola miasa eran-tany. Misy karazany roa ny volamena, dia ny volamena maitso sy ny volamena mena. Ara-tantara dia ny volamena no metaly sarobidy indrindra. Nolazaina ho tsy mety simba sady metaly manan-kaja izy satria tsy dia andairan' ny [[asidra]] na ny harefesina. |
|||
Ny '''volamena''' dia zavatra simika mitondra ny eva '''Au''' (Latina : ''Aurum''). 79 ny isa atômikany. |
|||
== Jereo koa == |
== Jereo koa == |
||
* [[ |
* [[Alimo]] |
||
* [[ |
* [[Fanitso]] |
||
⚫ | |||
⚫ | |||
* [[Firaka]] |
* [[Firaka]] |
||
* [[Firamainty]] |
* [[Firamainty]] |
||
* [[Firapotsy]] |
* [[Firapotsy]] |
||
* [[ |
* [[Manganezy]] |
||
* [[ |
* [[Tsỳ]] |
||
* [[ |
* [[Varahina]] |
||
⚫ | |||
⚫ | |||
* [[Volavelona]] |
* [[Volavelona]] |
||
* [[ |
* [[Vy]] |
||
* [[Andriamby]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 11 Aprily 2021 à 17:48
Ny volamena dia zavatra simika mitondra ny eva Au (avy amin' ny teny latina hoe Aurum). 79 ny isa atômikany. Mavomena mamiratra ny lokony, mavesatra izy, azo tefena ho manify araka izay azo atao. Metaly fanaovam-piravaka sarobidy ny volamena. Izy koa no fototry ny sandam-bola miasa eran-tany. Misy karazany roa ny volamena, dia ny volamena maitso sy ny volamena mena. Ara-tantara dia ny volamena no metaly sarobidy indrindra. Nolazaina ho tsy mety simba sady metaly manan-kaja izy satria tsy dia andairan' ny asidra na ny harefesina.