Filazantsara sinôptika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Filazantsara sinoptika ho Filazantsara sinôptika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
'''Filazantsara sinoptika''' na '''Evanjely sinoptika''' na '''Vaovao Mahafaly''' '''sinoptika''' no ilazana ireo [[filazantsara]] telo voalohany ao amin'ny [[Baiboly]], dia ny ''[[Filazantsara araka an'i Matio]]'' sy ny ''[[Filazantsara araka an'i Marka]]'' ary ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]''. Atao hoe sinoptika izy ireo noho izy maneho amin'ny fomba mitovy amin'ny ankapobeny ny fiainana sy ny fampianaran'i [[Jesosy|Jesoa Kristy]].
'''Filazantsara sinôptika''' na '''Evanjely sinôptika''' na '''Vaovao Mahafaly''' '''sinôptika''' no ilazana ireo [[filazantsara]] telo voalohany ao amin' ny [[Baiboly]], dia ny ''[[Filazantsara araka an'i Matio|Filazantsara araka an' i Matio]]'' sy ny ''[[Filazantsara araka an'i Marka|Filazantsara araka an' i Marka]]'' ary ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka|Filazantsara araka an' i Lioka]]''. Atao hoe sinôptika izy ireo noho izy maneho amin' ny fomba mitovy amin' ny ankapobeny ny fiainana sy ny fampianaran' i [[Jesosy|Jesoa Kristy]].


== Fiforonan-teny ==
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''sinoptika'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''συνοψις'' (''synopsis / sunopsis'') izay azo sarahana roa, ''συν'' (midika hoe "miaraka") sy ''οψις'' (midika hoe "mahita"). Ny hoe ''synopsis'' izany dia azo adika ara-bakiteny hoe "fitoviam-pahitana" na "fitoviam-pijery". Ny hoe ''synoptika'' (avy amin'ny teny grika hoe ''συνοπτικός'' / ''synoptikos'') dia azo adika hoe "manao indray mijery", na "mitovy fijery" satria azo atao mifanila ireo asa soratra telo ireo.
Ny teny hoe ''sinôptika'' dia avy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''συνοψις'' (''synopsis / sunopsis'') izay azo sarahana roa, ''συν'' (midika hoe "miaraka") sy ''οψις'' (midika hoe "mahita"). Ny hoe ''synopsis'' izany dia azo adika ara-bakiteny hoe "fitoviam-pahitana" na "fitoviam-pijery". Ny hoe ''sinoptika'' (avy amin' ny teny grika hoe ''συνοπτικός'' / ''synoptikos'') dia azo adika hoe "manao indray mijery", na "mitovy fijery" satria azo atao mifanila ireo asa soratra telo ireo.


== Fampitahana ireo Filazantsara sinoptika ==
== Fampitahana ireo Filazantsara sinôptika ==
Misy fitoviany maro ireo Filazantsara ireo. Na dia izany aza dia samy manana ny mampiavaka azy ihany koa izy ireo tsirairay.
Misy fitoviany maro ireo Filazantsara ireo. Na dia izany aza dia samy manana ny mampiavaka azy ihany koa izy ireo tsirairay.


=== Fitovianan'ny Filazantsara ===
=== Fitovianan' ny Filazantsara sinôptika ===
Ny fitoviana ao amin'ireo Filazantsara sinoptika dia mety ho an'izy telo miaraka na ho an'ny tsiroaroa fotsiny.
Ny fitoviana ao amin' ireo Filazantsara sinôptika dia mety ho an' izy telo miaraka na ho an' ny tsiroaroa fotsiny.


==== Fitovian'ny Filazantsara telo ====
==== Fitovian' ny Filazantsara telo ====
Izao avy ny sasantsasany amin'ny fitoviana hita:
Izao avy ny sasantsasany amin' ny fitoviana hita:
* ny amin'i [[Jaona mpanao batisa]] (Mat. 3.1-12 // Mar. 1.1-8 // Lio. 3.1-18);
* ny amin' i [[Joany mpanao batisa]] (Mat. 3.1-12 // Mar. 1.1-8 // Lio. 3.1-18);
* ny nanaovam-batisa an'i [[Jesosy|Jesoa]] (Mat. 3.13-17 // Mar. 1.9-11 // Lio. 3.21-22);
* ny nanaovam-batisa an' i [[Jesosy|Jesoa]] (Mat. 3.13-17 // Mar. 1.9-11 // Lio. 3.21-22);
* ny nakan'ny [[devoly]] fanahy an'i Jesoa (Mat. 4.1-6 // Mar. 1.12-13 // Lio. 4.1-18);
* ny nakan' ny [[devoly]] fanahy an' i Jesoa (Mat. 4.1-6 // Mar. 1.12-13 // Lio. 4.1-18);
* ny nankanesan'i Jesoa tany [[Galilea (faritra)|Galilea]] (Mat.4.12-17 // Mar. 1.14-15 // Lio. 4.14,15,31)
* ny nankanesan' i Jesoa tany [[Galilea (faritra)|Galilea]] (Mat.4.12-17 // Mar. 1.14-15 // Lio. 4.14,15,31)
* ireo [[Apostoly|mpianatr'i Jesoa]] voalohany (Mat. 4.18-22 // Mar. 1.16-20 // Lio. 5. 1-11);
* ireo [[Apostoly|mpianatr' i Jesoa]] voalohany (Mat. 4.18-22 // Mar. 1.16-20 // Lio. 5. 1-11);
* ny tsy finoan'ny mpiray tanàna amin'i Jesoa azy (Mat. 13.54-58 // Mar. 6.1-6 // Lio. 4.14-30);
* ny tsy finoan' ny mpiray tanàna amin' i Jesoa azy (Mat. 13.54-58 // Mar. 6.1-6 // Lio. 4.14-30);
* ny nanasitranana ny rafozam-bavin'i [[Simona Petera|Petera]] (Mat. 8.14-17 // Mar. 1.28-34 // Lio. 4.38-41);
* ny nanasitranana ny rafozam-bavin' i [[Simona Petera|Petera]] (Mat. 8.14-17 // Mar. 1.28-34 // Lio. 4.38-41);
* ny namoahan'i Jesoa ireo [[demonia]] maro tany Gadara (Mat. 8.28-34 // Mar. 5.1-20 // Lio. 8.26-39);
* ny namoahan' i Jesoa ireo [[demonia]] maro tany Gadara (Mat. 8.28-34 // Mar. 5.1-20 // Lio. 8.26-39);
* ny nanasitranan'i Jesoa ilay lehilahy malemy sy ilay lehilahy boka (Mat. 9.1-8 // Mar. 2.1-12 // Lio. 5.17-26);
* ny nanasitranan' i Jesoa ilay lehilahy malemy sy ilay lehilahy boka (Mat. 9.1-8 // Mar. 2.1-12 // Lio. 5.17-26);
* ny fitaomana an'i [[Matio]] mpamory hetra (Mat. 9.9-17 // Mar. 2.13-22 // Lio. 5.27-39);
* ny fitaomana an' i [[Matio]] mpamory hetra (Mat. 9.9-17 // Mar. 2.13-22 // Lio. 5.27-39);
* ny niantsoana ny [[Apostoly roa ambin'ny folo]] sy ny iraka nampanaovina azy (Mat. 9.35-38 // 10; Mar. 3.13-19; 6.7-13 // Lio. 6.12-16; 9.1-6)
* ny niantsoana ny [[Apôstôly roa ambin'ny folo]] sy ny iraka nampanaovina azy (Mat. 9.35-38 // 10; Mar. 3.13-19; 6.7-13 // Lio. 6.12-16; 9.1-6)
* ny amin'ny divay vaovao atao anaty fitehirizana efa tonta (Mat. 9.14-17 // Mar. 2.21-22 // Lio. 5.33-39);
* ny amin' ny [[divay]] vaovao atao anaty fitehirizana efa tonta (Mat. 9.14-17 // Mar. 2.21-22 // Lio. 5.33-39);
* ny fanasitranana ilay olona boka (Mat. 8.1-4 // Mar. 1.40-45 // Lio. 5.12-16);
* ny fanasitranana ilay olona boka (Mat. 8.1-4 // Mar. 1.40-45 // Lio. 5.12-16);
* ny amin'i [[Belizaboba]] (Mat. 12.22-32 // Mar. 3.20-30 // Lio. 11.14-23);
* ny amin' i [[Belizaboba]] (Mat. 12.22-32 // Mar. 3.20-30 // Lio. 11.14-23);
* ny fanoharana ny amin'ny fandrobana ny tranona lehilahy matanjaka iray (Mat. 12.29 // Mar. 3.27 // Lio. 11.21,22),
* ny fanoharana ny amin' ny fandrobana ny tranona lehilahy matanjaka iray (Mat. 12.29 // Mar. 3.27 // Lio. 11.21,22),
* ny fahotana amin'ny [[Fanahy Masina]] (Mat. 12.31-32 // Mar. 3.28-29 // Lio. 12.10);
* ny fahotana amin' ny [[Fanahy Masina]] (Mat. 12.31-32 // Mar. 3.28-29 // Lio. 12.10);
* ireo tena havan'i Jesoa (Mat. 12.22-50 // Mar. 3.20-35 // Lio. 8.19-21; 11.14-26);
* ireo tena havan' i Jesoa (Mat. 12.22-50 // Mar. 3.20-35 // Lio. 8.19-21; 11.14-26);
* ny amin'ny mpamafy (Mat. 13.3-9 // Mar. 4.3-9 // Lio. 8.5-8);
* ny amin' ny mpamafy (Mat. 13.3-9 // Mar. 4.3-9 // Lio. 8.5-8);
* ny aviavy tsy namoa (mat. 24.32-36 // mar. 13.28-32 // Lio. 21.29-33);
* ny aviavy tsy namoa (mat. 24.32-36 // mar. 13.28-32 // Lio. 21.29-33);
* ny fanaovan-jiro ao ambany vata famarana;
* ny fanaovan-jiro ao ambany vata famarana;
* ny amin'ny [[tsimparifary]];
* ny amin' ny [[tsimparifary]];
* ny nampitsaharan'i Jesoa ny rivo-mahery (Mat. 8.23-27 // Mar. 4.35-41 // Lio. 8.22-25);
* ny nampitsaharan' i Jesoa ny rivo-mahery (Mat. 8.23-27 // Mar. 4.35-41 // Lio. 8.22-25);
* ny zanakavavin'i Jairo, ny nanasitranana ilay vehivavy mivoa-dra (Mat. 9.18-30 // Mar. 5.21-43 // Lio. 3.40-56);
* ny zanakavavin' i Jairo, ny nanasitranana ilay vehivavy mivoa-dra (Mat. 9.18-30 // Mar. 5.21-43 // Lio. 3.40-56);
* ny namokisana olona dimy arivo;
* ny namokisana olona dimy arivo;
* ny fiekem-pinoan'i Petera;
* ny fiekem-pinoan' i Petera;
* ny fiovan-tarehy (Mat. 17.1-8 // Mar. 9.2-8 // Lio. 9.28-36)
* ny fiovan-tarehy (Mat. 17.1-8 // Mar. 9.2-8 // Lio. 9.28-36)
* ilay zazalahy misy [[demonia]];
* ilay zazalahy misy [[demonia]];
* ny amin'ireo zazakely (Mat. 19.13-15 // Mar. 10.13-16 // Lio. 18.15-17);
* ny amin' ireo zazakely (Mat. 19.13-15 // Mar. 10.13-16 // Lio. 18.15-17);
* ilay lehilahy mpanankarena mbola tanora (Mat. 19.16-21 // Mar. 10.17-22 // Lio. 18.18-23);
* ilay lehilahy mpanankarena mbola tanora (Mat. 19.16-21 // Mar. 10.17-22 // Lio. 18.18-23);
* ny fanambaran'i Jesoa ny amin'ny hahafatesany;
* ny fanambaran' i Jesoa ny amin' ny hahafatesany;
* ireo lehilahy jamba teo akaikin'i [[Jeriko]] (Mat. 20.29-33 // Mar. 10.46-52 // Lio. 18.35-43);
* ireo lehilahy jamba teo akaikin' i [[Jeriko|Jerikô]] (Mat. 20.29-33 // Mar. 10.46-52 // Lio. 18.35-43);
* ny fitsenana an'i Jesoa tamin'ny sampan-kazo (Mat. 21.1-810 // Mar. 11.1-11 // Lio. 19.28-38 // Jao. 12.12-16);
* ny fitsenana an' i Jesoa tamin' ny sampan-kazo (Mat. 21.1-810 // Mar. 11.1-11 // Lio. 19.28-38 // Jao. 12.12-16);
* ny fandroahana ireo mpivarotra tao an-[[Tempolin'i Jerosalema|tempoly]] (Mat. 21.12-17 // Mar. 11.11'15-17 // Lio. 19.45-46 // Jao. 2.14-16);
* ny fandroahana ireo mpivarotra tao an-[[Tempolin'i Jerosalema|tempoly]] (Mat. 21.12-17 // Mar. 11.11'15-17 // Lio. 19.45-46 // Jao. 2.14-16);
* "Omeo an'i [[Kaisara]] izay an'i Kaisara" (Mat. 22.15-22 // Mar. 12.13-17 // Lio. 20.20-26);
* "Omeo an' i [[Kaisara]] izay an' i Kaisara" (Mat. 22.15-22 // Mar. 12.13-17 // Lio. 20.20-26);
* ny ozona nataony an'ireo [[fariseo]] sy [[mpanoradalàna]] (Mat. 23.13-32 // Lio. 11.39-48 ' 52);
* ny ozona nataony an' ireo [[fariseo]] sy [[mpanoradalàna]] (Mat. 23.13-32 // Lio. 11.39-48 ' 52);
* ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fitsanganan'ny maty]] ho velona (Mat. 22.23-33 // Mar. 12.18-27 // Lio. 20.27-40);
* ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fitsanganan' ny maty]] ho velona (Mat. 22.23-33 // Mar. 12.18-27 // Lio. 20.27-40);
* ny amin'ny [[andro farany]];
* ny amin' ny [[andro farany]];
* ny handrodanana ny Tempoly (Mat. 24.1-3 // mar. 13. 1-4 // Lio. 21.5-7);
* ny handrodanana ny Tempoly (Mat. 24.1-3 // mar. 13. 1-4 // Lio. 21.5-7);
* ny hamadihan'ny mpianany iray an'i Jesosy (Mat. 26.20-25 // Mar. 14.17-21 // Lio. 22.14 ' 21-23 // Jao. 13.21-30);
* ny hamadihan' ny mpianany iray an' i Jesoa (Mat. 26.20-25 // Mar. 14.17-21 // Lio. 22.14 ' 21-23 // Jao. 13.21-30);
* ny fiaraha-misakafo farany (Mat. 26.26-29// Mar. 14.22-25// Lio. 22.19-30),
* ny fiaraha-misakafo farany (Mat. 26.26-29// Mar. 14.22-25// Lio. 22.19-30),
* ny fiaretan'i Jesoa,
* ny fiaretan' i Jesoa,
* ny nanomboana azy
* ny nanomboana azy
* nandevenana azy;
* nandevenana azy;
Andalana faha-58: Andalana faha-58:
* ny fanirahana hampiely ny fampianarany.
* ny fanirahana hampiely ny fampianarany.


==== Fitovian'ny Filazantsaran'i Matio sy ny Filazantsaran'i Lioka ====
==== Fitovian' ny Filazantsaran' i Matio sy ny Filazantsaran' i Lioka ====
Misy koa ireo andinin-tsoratra itovian'ny Filazantsaran'i Matio sy ny an'i Lioka nefa tsy hita na tsy voateny firy ao amin'ny Filazantsaran'i Marka. Ireto avy izany:
Misy koa ireo andinin-tsoratra itovian' ny Filazantsaran' i Matio sy ny an' i Lioka nefa tsy hita na tsy voateny firy ao amin' ny Filazantsaran' i Marka. Ireto avy izany:
* ny toriteny nataon'i [[Joany mpanao batisa]] (Mat. 3.1-12 // Mar. 1.1-8 // Lio. 3.1-18);
* ny toriteny nataon' i [[Joany mpanao batisa]] (Mat. 3.1-12 // Mar. 1.1-8 // Lio. 3.1-18);
* ireo fahasambarana (Mat. 5.1-11 // Lio. 6.20-23)
* ireo fahasambarana (Mat. 5.1-11 // Lio. 6.20-23)
* ny mpanompon'ny mpifehy miaramila ();
* ny mpanompon' ny mpifehy miaramila ();
* ny fanasitranana ny zanak'ilay miaramila (Mat. 8.5-13 // Lio. 7.1-10)
* ny fanasitranana ny zanak' ilay miaramila (Mat. 8.5-13 // Lio. 7.1-10)
* "Aza mitsara mba tsy ho tsaraina" (Mat. 7.1-5 // Lio. 6.37-42)
* "Aza mitsara mba tsy ho tsaraina" (Mat. 7.1-5 // Lio. 6.37-42)
* ny lalana tery (Mat. 7.13-14 // Lio. 13.24)
* ny lalana tery (Mat. 7.13-14 // Lio. 13.24)
* ny hafatra avy amin'i Joany mpanao batisa (Mat. .- // Lio. .-);
* ny hafatra avy amin' i Joany mpanao batisa (Mat. .- // Lio. .-);
* ny ozona nahazo ireo tanana tsy mibebaka (Mat. 11.20-24 // Lio. 10.13-15);
* ny ozona nahazo ireo tanàna tsy mibebaka (Mat. 11.20-24 // Lio. 10.13-15);
* ny fisaoran'i Jesoa ny [[Andriamanitra Ray|Rainy]] (Mat. 11.25-27 // Lio. 10.21-22);
* ny fisaoran' i Jesoa ny [[Andriamanitra Ray|Rainy]] (Mat. 11.25-27 // Lio. 10.21-22);
* ny fiverenan'ilay fanahy maloto (Mat. .- // Lio. .-);
* ny fiverenan' ilay fanahy maloto (Mat. .- // Lio. .-);
* ny fanoharana ny amin'ny masirasira (Mat. 13.33 // Lio. 13.20-21);
* ny fanoharana ny amin' ny masirasira (Mat. 13.33 // Lio. 13.20-21);
* ny fanoharana ny amin'ny ondry very (Mat. 18.12-14 // Lio. 15.3-7);
* ny fanoharana ny amin' ny ondry very (Mat. 18.12-14 // Lio. 15.3-7);
* ny fanoharana ny amin'ny fanasana lehibe (Mat. .- // Lio. .-);
* ny fanoharana ny amin' ny fanasana lehibe (Mat. .- // Lio. .-);
* ny fanitsiana ny rahalahy nanota tamin'ny tena (Mat. 18.15-18 // Lio. 17.3)
* ny fanitsiana ny rahalahy nanota tamin' ny tena (Mat. 18.15-18 // Lio. 17.3)
* ny fanoharana ny amin'ny talenta (Mat. 26.14-30 // Lio. 19.12-27);
* ny fanoharana ny amin' ny talenta (Mat. 26.14-30 // Lio. 19.12-27);
* ny fanoharana ny amin'ny mpanompo mahatoky (Mat. 24.45-51 // Lio. 12.42-46);
* ny fanoharana ny amin' ny mpanompo mahatoky (Mat. 24.45-51 // Lio. 12.42-46);
* ny fitomanian'i Jesoa an'i [[Jerosalema]] (Mat. 23.37-39 // Lio. 13.34-35).
* ny fitomanian' i Jesoa an' i [[Jerosalema]] (Mat. 23.37-39 // Lio. 13.34-35).
* ny fanoharana ny amin'ny virijiny folo (Mat. 25.1-13 // Lio. 12.25-38)
* ny fanoharana ny amin' ny virijiny folo (Mat. 25.1-13 // Lio. 12.25-38)


=== Ny fahasamihafany ===
=== Ny fahasamihafany ===
Misy ireo andalan-tsoratra izay ana filazantsara iray manokana fa tsy hita amin'ny filazantsara roa hafa.
Misy ireo andalan-tsoratra izay hita ao amin' ny filazantsara iray manokana fa tsy hita amin' ny filazantsara roa hafa.


==== Ny perikopan'ny Filazantsaran'i Matio manokana ====
==== Ny perikôpan' ny Filazantsaran' i Matio manokana ====
Ireto ireo [[perikopa]] an'i Matio manokana fa tsy hita na ao amin'i Marka na ao amin'i Lioka:
Ireto ireo [[perikôpa]] an' i Matio manokana fa tsy hita na ao amin' i Marka na ao amin' i Lioka:
* ny fanoharana ny amin'ilay voambary sy ny [[tsimparifary]];
* ny fanoharana ny amin' ilay voambary sy ny [[tsimparifary]];
* ny fanoharana ny amin'ilay harena miafina;
* ny fanoharana ny amin' ilay harena miafina;
* ny fanoharana ny amin'ilay vatosoa;
* ny fanoharana ny amin' ilay vatosoa;
* ny fanoharana ny amin'ny harato tarihina;
* ny fanoharana ny amin' ny harato tarihina;
* ny fanoharana ny amin'ny mpanompo tsy mahay mamela heloka;
* ny fanoharana ny amin' ny mpanompo tsy mahay mamela heloka;
* ny fanoharana ny amin'ny mpiasa tanim-boaloboka;
* ny fanoharana ny amin' ny mpiasa tanim-boaloboka;
* ny fanoharana ny amin'ilay lehilahy nanana zanaka roa lahy;
* ny fanoharana ny amin' ilay lehilahy nanana zanaka roa lahy;
* ny fanoharana ny amin'ireo virijiny folo.
* ny fanoharana ny amin' ireo virijiny folo.


==== Ny perikopan'ny Filazantsaran'i Lioka manokana ====
==== Ny perikôpan 'ny Filazantsaran' i Lioka manokana ====
Ireto ireo perikopa an'i Lioka manokana fa tsy hita na ao amin'i Matio na ao amin'i Lioka:
Ireto ireo perikôpa an' i Lioka manokana fa tsy hita na ao amin' i Matio na ao amin' i Lioka:
* ny fanoharana ny amin'ilay [[Samaritana]] tsara fanahy;
* ny fanoharana ny amin' ilay [[Samaritana]] tsara fanahy;
* ny fanoharana ny amin'ilay vola very;
* ny fanoharana ny amin' ilay vola very;
* ny fanoharana ny amin'ilay zanaka adala;
* ny fanoharana ny amin' ilay zanaka adala;
* ny fanoharana ny amin'ilay mpitsara tsy marina sy ilay vehivavy mpitondratena;
* ny fanoharana ny amin' ilay mpitsara tsy marina sy ilay vehivavy mpitondratena;
* ny fanoharana ny amin'ilay [[fariseo]] sy mpamory hetra.
* ny fanoharana ny amin' ilay [[fariseo]] sy mpamory hetra.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==
* [[Filazantsara araka an'i Lioka]]
* [[Filazantsara araka an'i Lioka|Filazantsara araka an' i Lioka]]
* [[Filazantsara araka an'i Marka]]
* [[Filazantsara araka an'i Marka|Filazantsara araka an' i Marka]]
* [[Filazantsara araka an'i Matio]]
* [[Filazantsara araka an'i Matio|Filazantsara araka an' i Matio]]


[[Sokajy:Filazantsara]]
[[Sokajy:Filazantsara]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 28 Martsa 2021 à 09:52

Filazantsara sinôptika na Evanjely sinôptika na Vaovao Mahafaly sinôptika no ilazana ireo filazantsara telo voalohany ao amin' ny Baiboly, dia ny Filazantsara araka an' i Matio sy ny Filazantsara araka an' i Marka ary ny Filazantsara araka an' i Lioka. Atao hoe sinôptika izy ireo noho izy maneho amin' ny fomba mitovy amin' ny ankapobeny ny fiainana sy ny fampianaran' i Jesoa Kristy.

Fiforonan-teny

Ny teny hoe sinôptika dia avy amin' ny teny grika hoe συνοψις (synopsis / sunopsis) izay azo sarahana roa, συν (midika hoe "miaraka") sy οψις (midika hoe "mahita"). Ny hoe synopsis izany dia azo adika ara-bakiteny hoe "fitoviam-pahitana" na "fitoviam-pijery". Ny hoe sinoptika (avy amin' ny teny grika hoe συνοπτικός / synoptikos) dia azo adika hoe "manao indray mijery", na "mitovy fijery" satria azo atao mifanila ireo asa soratra telo ireo.

Fampitahana ireo Filazantsara sinôptika

Misy fitoviany maro ireo Filazantsara ireo. Na dia izany aza dia samy manana ny mampiavaka azy ihany koa izy ireo tsirairay.

Fitovianan' ny Filazantsara sinôptika

Ny fitoviana ao amin' ireo Filazantsara sinôptika dia mety ho an' izy telo miaraka na ho an' ny tsiroaroa fotsiny.

Fitovian' ny Filazantsara telo

Izao avy ny sasantsasany amin' ny fitoviana hita:

  • ny amin' i Joany mpanao batisa (Mat. 3.1-12 // Mar. 1.1-8 // Lio. 3.1-18);
  • ny nanaovam-batisa an' i Jesoa (Mat. 3.13-17 // Mar. 1.9-11 // Lio. 3.21-22);
  • ny nakan' ny devoly fanahy an' i Jesoa (Mat. 4.1-6 // Mar. 1.12-13 // Lio. 4.1-18);
  • ny nankanesan' i Jesoa tany Galilea (Mat.4.12-17 // Mar. 1.14-15 // Lio. 4.14,15,31)
  • ireo mpianatr' i Jesoa voalohany (Mat. 4.18-22 // Mar. 1.16-20 // Lio. 5. 1-11);
  • ny tsy finoan' ny mpiray tanàna amin' i Jesoa azy (Mat. 13.54-58 // Mar. 6.1-6 // Lio. 4.14-30);
  • ny nanasitranana ny rafozam-bavin' i Petera (Mat. 8.14-17 // Mar. 1.28-34 // Lio. 4.38-41);
  • ny namoahan' i Jesoa ireo demonia maro tany Gadara (Mat. 8.28-34 // Mar. 5.1-20 // Lio. 8.26-39);
  • ny nanasitranan' i Jesoa ilay lehilahy malemy sy ilay lehilahy boka (Mat. 9.1-8 // Mar. 2.1-12 // Lio. 5.17-26);
  • ny fitaomana an' i Matio mpamory hetra (Mat. 9.9-17 // Mar. 2.13-22 // Lio. 5.27-39);
  • ny niantsoana ny Apôstôly roa ambin'ny folo sy ny iraka nampanaovina azy (Mat. 9.35-38 // 10; Mar. 3.13-19; 6.7-13 // Lio. 6.12-16; 9.1-6)
  • ny amin' ny divay vaovao atao anaty fitehirizana efa tonta (Mat. 9.14-17 // Mar. 2.21-22 // Lio. 5.33-39);
  • ny fanasitranana ilay olona boka (Mat. 8.1-4 // Mar. 1.40-45 // Lio. 5.12-16);
  • ny amin' i Belizaboba (Mat. 12.22-32 // Mar. 3.20-30 // Lio. 11.14-23);
  • ny fanoharana ny amin' ny fandrobana ny tranona lehilahy matanjaka iray (Mat. 12.29 // Mar. 3.27 // Lio. 11.21,22),
  • ny fahotana amin' ny Fanahy Masina (Mat. 12.31-32 // Mar. 3.28-29 // Lio. 12.10);
  • ireo tena havan' i Jesoa (Mat. 12.22-50 // Mar. 3.20-35 // Lio. 8.19-21; 11.14-26);
  • ny amin' ny mpamafy (Mat. 13.3-9 // Mar. 4.3-9 // Lio. 8.5-8);
  • ny aviavy tsy namoa (mat. 24.32-36 // mar. 13.28-32 // Lio. 21.29-33);
  • ny fanaovan-jiro ao ambany vata famarana;
  • ny amin' ny tsimparifary;
  • ny nampitsaharan' i Jesoa ny rivo-mahery (Mat. 8.23-27 // Mar. 4.35-41 // Lio. 8.22-25);
  • ny zanakavavin' i Jairo, ny nanasitranana ilay vehivavy mivoa-dra (Mat. 9.18-30 // Mar. 5.21-43 // Lio. 3.40-56);
  • ny namokisana olona dimy arivo;
  • ny fiekem-pinoan' i Petera;
  • ny fiovan-tarehy (Mat. 17.1-8 // Mar. 9.2-8 // Lio. 9.28-36)
  • ilay zazalahy misy demonia;
  • ny amin' ireo zazakely (Mat. 19.13-15 // Mar. 10.13-16 // Lio. 18.15-17);
  • ilay lehilahy mpanankarena mbola tanora (Mat. 19.16-21 // Mar. 10.17-22 // Lio. 18.18-23);
  • ny fanambaran' i Jesoa ny amin' ny hahafatesany;
  • ireo lehilahy jamba teo akaikin' i Jerikô (Mat. 20.29-33 // Mar. 10.46-52 // Lio. 18.35-43);
  • ny fitsenana an' i Jesoa tamin' ny sampan-kazo (Mat. 21.1-810 // Mar. 11.1-11 // Lio. 19.28-38 // Jao. 12.12-16);
  • ny fandroahana ireo mpivarotra tao an-tempoly (Mat. 21.12-17 // Mar. 11.11'15-17 // Lio. 19.45-46 // Jao. 2.14-16);
  • "Omeo an' i Kaisara izay an' i Kaisara" (Mat. 22.15-22 // Mar. 12.13-17 // Lio. 20.20-26);
  • ny ozona nataony an' ireo fariseo sy mpanoradalàna (Mat. 23.13-32 // Lio. 11.39-48 ' 52);
  • ny fitsanganan' ny maty ho velona (Mat. 22.23-33 // Mar. 12.18-27 // Lio. 20.27-40);
  • ny amin' ny andro farany;
  • ny handrodanana ny Tempoly (Mat. 24.1-3 // mar. 13. 1-4 // Lio. 21.5-7);
  • ny hamadihan' ny mpianany iray an' i Jesoa (Mat. 26.20-25 // Mar. 14.17-21 // Lio. 22.14 ' 21-23 // Jao. 13.21-30);
  • ny fiaraha-misakafo farany (Mat. 26.26-29// Mar. 14.22-25// Lio. 22.19-30),
  • ny fiaretan' i Jesoa,
  • ny nanomboana azy
  • nandevenana azy;
  • ny fasana foana sy ny fitsanganany ho velona;
  • ny fanirahana hampiely ny fampianarany.

Fitovian' ny Filazantsaran' i Matio sy ny Filazantsaran' i Lioka

Misy koa ireo andinin-tsoratra itovian' ny Filazantsaran' i Matio sy ny an' i Lioka nefa tsy hita na tsy voateny firy ao amin' ny Filazantsaran' i Marka. Ireto avy izany:

  • ny toriteny nataon' i Joany mpanao batisa (Mat. 3.1-12 // Mar. 1.1-8 // Lio. 3.1-18);
  • ireo fahasambarana (Mat. 5.1-11 // Lio. 6.20-23)
  • ny mpanompon' ny mpifehy miaramila ();
  • ny fanasitranana ny zanak' ilay miaramila (Mat. 8.5-13 // Lio. 7.1-10)
  • "Aza mitsara mba tsy ho tsaraina" (Mat. 7.1-5 // Lio. 6.37-42)
  • ny lalana tery (Mat. 7.13-14 // Lio. 13.24)
  • ny hafatra avy amin' i Joany mpanao batisa (Mat. .- // Lio. .-);
  • ny ozona nahazo ireo tanàna tsy mibebaka (Mat. 11.20-24 // Lio. 10.13-15);
  • ny fisaoran' i Jesoa ny Rainy (Mat. 11.25-27 // Lio. 10.21-22);
  • ny fiverenan' ilay fanahy maloto (Mat. .- // Lio. .-);
  • ny fanoharana ny amin' ny masirasira (Mat. 13.33 // Lio. 13.20-21);
  • ny fanoharana ny amin' ny ondry very (Mat. 18.12-14 // Lio. 15.3-7);
  • ny fanoharana ny amin' ny fanasana lehibe (Mat. .- // Lio. .-);
  • ny fanitsiana ny rahalahy nanota tamin' ny tena (Mat. 18.15-18 // Lio. 17.3)
  • ny fanoharana ny amin' ny talenta (Mat. 26.14-30 // Lio. 19.12-27);
  • ny fanoharana ny amin' ny mpanompo mahatoky (Mat. 24.45-51 // Lio. 12.42-46);
  • ny fitomanian' i Jesoa an' i Jerosalema (Mat. 23.37-39 // Lio. 13.34-35).
  • ny fanoharana ny amin' ny virijiny folo (Mat. 25.1-13 // Lio. 12.25-38)

Ny fahasamihafany

Misy ireo andalan-tsoratra izay hita ao amin' ny filazantsara iray manokana fa tsy hita amin' ny filazantsara roa hafa.

Ny perikôpan' ny Filazantsaran' i Matio manokana

Ireto ireo perikôpa an' i Matio manokana fa tsy hita na ao amin' i Marka na ao amin' i Lioka:

  • ny fanoharana ny amin' ilay voambary sy ny tsimparifary;
  • ny fanoharana ny amin' ilay harena miafina;
  • ny fanoharana ny amin' ilay vatosoa;
  • ny fanoharana ny amin' ny harato tarihina;
  • ny fanoharana ny amin' ny mpanompo tsy mahay mamela heloka;
  • ny fanoharana ny amin' ny mpiasa tanim-boaloboka;
  • ny fanoharana ny amin' ilay lehilahy nanana zanaka roa lahy;
  • ny fanoharana ny amin' ireo virijiny folo.

Ny perikôpan 'ny Filazantsaran' i Lioka manokana

Ireto ireo perikôpa an' i Lioka manokana fa tsy hita na ao amin' i Matio na ao amin' i Lioka:

  • ny fanoharana ny amin' ilay Samaritana tsara fanahy;
  • ny fanoharana ny amin' ilay vola very;
  • ny fanoharana ny amin' ilay zanaka adala;
  • ny fanoharana ny amin' ilay mpitsara tsy marina sy ilay vehivavy mpitondratena;
  • ny fanoharana ny amin' ilay fariseo sy mpamory hetra.

Jereo koa