Kelimalaza: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-3: Andalana faha-3:
Novalàna ilay sampy ka maro ny fady momba azy sy ny toerana misy azy. Tsy azo nampidirana Vazaha na soavaly na basy na kisoa na osy ny ao Ambohimanambola. Raha tsy voatandrina izany dia natahorana ny hisian'ny aretina sy ny tsy fahavokaran'ny fambolena ary ny loza samihafa. Anaovana sorona sy fanatitra i Kelimalaza mba hahasitranan'ny aretina sy hananana anaka ary hampahavokatra ny tany.

Nodoran-d[[Ranavalona II]] i Kelimalaza tamin'ny nampidirany ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] ho fivavaham-panjakana tao amin'ny lapan'ny mpanjaka merina tamin'ny taona 1969.
Nodoran-d[[Ranavalona II]] i Kelimalaza tamin'ny nampidirany ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] ho fivavaham-panjakana tao amin'ny lapan'ny mpanjaka merina tamin'ny taona 1869.

== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrika tamin'ity 19 Martsa 2021 à 17:13 ity

I Kelimalaza na Ikelimalaza dia iray amin'ireo sampy roa ambin'ny folon'ny mpanjaka merina izay notehirizina tao Ambohimanambola hatramin'ny andron-Ralambo (faran'ny taonjato faha-16). Tapa-kazo roa natambatra hanana endrika V sady napetaka amin'ny tapa-dambamena sy nofonosina lambalandy ary nohidiana anaty vata i Kelimalaza. Izany rehetra izany dia napetraka eo ambony vola sy firavaka volafotsy.

Novalàna ilay sampy ka maro ny fady momba azy sy ny toerana misy azy. Tsy azo nampidirana Vazaha na soavaly na basy na kisoa na osy ny ao Ambohimanambola. Raha tsy voatandrina izany dia natahorana ny hisian'ny aretina sy ny tsy fahavokaran'ny fambolena ary ny loza samihafa. Anaovana sorona sy fanatitra i Kelimalaza mba hahasitranan'ny aretina sy hananana anaka ary hampahavokatra ny tany.

Nodoran-dRanavalona II i Kelimalaza tamin'ny nampidirany ny fivavahana kristiana ho fivavaham-panjakana tao amin'ny lapan'ny mpanjaka merina tamin'ny taona 1869.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]