Fiteny edômita: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''fiteny edômita''' dia fiteny tao [[Kanaana]] izay mitovitoty amin'ny [[fiteny hebreo]], izay notenenin'ny [[Edomita]] tao amin'ny faritra mifanandrify amin'i [[Jordania]] atsimo andrefana sy ny ampahan'i [[Isiraely|Israely]] tamin'ny taonarivo voalohany tal. J.K. Mety nosoratana tamin'ny abidy foinikiana ny fiteny edomita. Toy ny [[fiteny moabita]] izy ka nitazina ny mariky ny [[kambavy]] -''t''. Na dia izany aza, tamin'ny taonjato faha-6 tal. J.K. dia nampiasaina hanoratana ny fiteny edomita ny abidy aramaika.
Ny '''fiteny edômita''' dia [[Fiteny kanaanita|fiteny tao Kanaana]] izay mitovitoty amin'ny [[fiteny hebreo]], izay notenenin'ny [[Edomita]] tao amin'ny faritra mifanandrify amin'i [[Jordania]] atsimo andrefana sy ny ampahan'i [[Isiraely|Israely]] tamin'ny taonarivo voalohany tal. J.K. Mety nosoratana tamin'ny abidy foinikiana ny fiteny edomita. Toy ny [[fiteny moabita]] izy ka nitazina ny mariky ny [[kambavy]] -''t''. Na dia izany aza, tamin'ny taonjato faha-6 tal. J.K. dia nampiasaina hanoratana ny fiteny edomita ny abidy aramaika.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Martsa 2021 à 08:25

Ny fiteny edômita dia fiteny tao Kanaana izay mitovitoty amin'ny fiteny hebreo, izay notenenin'ny Edomita tao amin'ny faritra mifanandrify amin'i Jordania atsimo andrefana sy ny ampahan'i Israely tamin'ny taonarivo voalohany tal. J.K. Mety nosoratana tamin'ny abidy foinikiana ny fiteny edomita. Toy ny fiteny moabita izy ka nitazina ny mariky ny kambavy -t. Na dia izany aza, tamin'ny taonjato faha-6 tal. J.K. dia nampiasaina hanoratana ny fiteny edomita ny abidy aramaika.

Jereo koa

Fiteny kanaanita: