Asiria: Fahasamihafan'ny versiona

Aller à la navigation Aller à la recherche
k
tsy misy ambangovangom-panovana
(Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
kAucun résumé des modifications
[[Sary:Assyrie general.PNG|vignette|399x399px|Sarintany maneho ny faritr'i Asiria (miloko mena) sy ny Empira asiriana (mioko mavo)]]
I '''Asiria''' na '''Asoria''' dia faritra ao avaratr' i [[Mesopotamia]] tamin' ny [[Andro Taloha]]. Atao hoe '''Asiriana''' ny vahoaka nonina tamin' io faritra io. Avy amin' ny anaran' ny tanànan' i Asora izay anaran' ny [[andriamanitra]] mpiaro azy koa, ny anaran'io faritra io.
[[Sary:Map of Assyria.png|vignette|518x518px417x417px|Sarintany maneho ny Empira asiriana sy ny fiitarany lehibe indrindra tamin'ny taonjato faha-7 tal. J.K;]]
Avy tamin' izany faritra izany no nipoiran' ny fanjakana matanjaka tamin' ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin' ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra saika manerana ny firenena maro ankehitriny, toa an' i [[Iràka]], i [[Siria]], i [[Libana|Libàna]] (na Libanona), i [[Torkia]] ary i [[Iràna]], i Asiria.
 
I Asiria dia fantatra koa indraindray amin' ny anarana hoe ''Sobarto'' (''Subartu'') sy ''Azohinoma'' (''Azuhinum'') talohan' ny nanorenana ny tananan' i Asora (''Ashur''), taorian' izay dia natao hoe koa ''Asoraio'' (''Aššūrāyu'') izy.
 
== Jereo koa: ==
35 129

modifications

Meny fitetezana