Gregôrio XIII: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Gregorio XIII ho Gregôrio XIII i Thelezifor
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 9 Martsa 2021 à 11:11

Ny papa Gregorio XIII

I Gregorio XIII na Gregoara XIII dia papa katôlika faha-226 nanomboka tamin' ny 13 Mey 1572. Ugo Boncompagni no tena anarany. Teraka tamin' ny 7 Janoary 1502 tao Bologne izy ary maty tamin' ny 10 Avrily 1585 tao Rôma izy. Amin' ny teny latina dia atao hoe Gregorius XIII izy. Nandimby ny papa Pio V (latina: Pius Quintus) izy ary nodimbasan' ny papa Siksto V (latina: Sixtus Quintus). Izy no nampanova ny tetiandro joliana ho tetiandro gregoriana izay mitondra ny anarany sady ampiasain' ny ankamaroan' ny olona sy ny firenena hatramin' izao fotoana izao.

Jereo koa