Zana-Kôntinenta Indiana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-6: Andalana faha-6:
== Jereo koa ==
== Jereo koa ==


=== Ireo faritra ara-dafintany ao Azia ===
* [[Azia Atsinanana]]
* [[Indôsina]]
* [[Azia Atsimo-Atsinanana]]


* [[Azia Avaratra]]
* [[Azia Avaratra-Atsinanana]]
* [[Azia Atsimo-Atsinanana]]
* [[Azia Afovoany]]
* [[Afovoany Atsinanana]] (na Azia Andrefana)
* [[Azia Atsimo]]
* [[Azia Atsimo]]
* [[Azia Atsimo Atsinanana|Azia Atsimo-Atsinanana]]
* [[Azia Afovoany]]
* [[Azia Andrefana]]

* [[Azia Atsinanana]]
* [[Azia Avaratra]]
* [[Afovoany Atsinanana]]
* [[Atsinanana Akaiky]]
* [[Atsinanana Indrindra]]

=== Fizaràm-paritra hafa ao Azia ===

* [[Masreka]]
* [[Zana-kôntinenta indiana|Zana-kontinentan'i India]]
* [[Siberia]]
* [[India Atsinanana]]
* [[Indôsina]]
* [[Ampahatsinanana]]
* [[Tsinam-bolana lonaka]]
* [[Saikanosin'i Arabia]]
* [[Kaokazy]]
* [[Anatôlia]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Martsa 2021 à 23:54

Firenena ao amin' ny zana-kôntinenta indiana

Ny zana-kôntinenta indiana dia faritra ara-jeôgrafia ao Azia Atsimo, mirefy 4 500 000 km2 any ho any, izay ahitana an' i India, i Pakistàna, i Bangladesy, i Nepaly, i Botàna, i Srilanka ary ireo nosy Maldiva sy ampahan-tanin' izy ireo sy ampahan-tany fehezin' i Sina ankehitriny. Misy mponina 1 800 tapitrisa any ho any ny ao amin' ny zana-kôntinenta indiana, ka ny 1 400 tapitrisa dia monina ao India: izy no faritra eto amin' ambonin' ny tany be mponina indrindra, izay onenan' ny iray ampahefatry ny mponina maneran-tany. I Birmania koa indraindray dia tafiditra ao amin' io zana-kôntinenta io nefa ara-kolontsaina sy ara-jeôgrafia dia miaraka amin' i Azia Atsimo-Atsinanana izy. Noho ny antony ara-tantara dia tafiditra ao koa indraindray i Afganistàna.

Noho ny fipetrahany eo ambony sosom-bato mitokana sy noho ny fananan' izy ireo singa ara-kolontsaina iombonana no nahatonga ireo firenena ireo hakambana ao amin' io faritra io. Ny ampahany atsimo amin' ity faritra ity dia saikanosy lehibe, fa ny avaratra kosa dia misaraka amin' i Azia Afovoany amin' ny alalan' ny tandavan-tendrombohitra Himalaia izay mamorona sakana ara-kolontsaina sy ara-jeôgrafia eo anelanelany sy ny faritra hafa ao Azia.

Jereo koa

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia