Nazôreana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Nazôreana''' na '''Nazareana''' dia vondrona ara-pivavanana [[jiosy mesianika]] tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin' ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an' i [[Jesosy|Jesoa]] ho [[Mesia]] nefa manaja ny lalàm-pivavahan' ny Jiosy. Tsy mino ny maha Andriamanitra an' i Jesoa anefa izy ireo. Atao hoe ''Ναζωραῖος'' / ''Nazôraios'' izy ireo amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa נוצרים / ''Notzrim'' amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]].
Ny '''Nazôreana''' na '''Nazareana''' dia vondrona ara-pivavanana [[Jodeô-kristianisma|jodeô-kristiana]] tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin' ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an' i [[Jesosy|Jesoa]] ho [[Mesia]] nefa manaja ny lalàm-pivavahan' ny Jiosy. Tsy mino ny maha [[Andriamanitra Zanaka|Andriamanitra an' i Jesoa]] anefa izy ireo. Atao hoe ''Ναζωραῖος'' / ''Nazôraios'' izy ireo amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa נוצרים / ''Notzrim'' amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]].


Taty aoriana dia niantsoana antoko na sekta [[jodeo-kristiana]] niaina tamin' ny taonjato faha-4 izay nitandrina fatratra ny [[Lalàn'i Mosesy|Lalàn' i Mosesy]] sy nino ny maha Andriamanitra an' i Jesoa Kristy ny anarana hoe ''Nazareana'' na ''Nazôreana''. Tsy nanaiky ny [[Epistilin'i Paoly|Epistilin' i Paoly]] izay mampianatra ny tsy tokony hitandremana ny Lalàna jiosy izy ireo.
Taty aoriana dia niantsoana antoko na sekta jodeô-kristiana niaina tamin' ny taonjato faha-4 izay nitandrina fatratra ny [[Lalàn'i Mosesy|Lalàn' i Mosesy]] sy nino ny maha Andriamanitra an' i Jesoa Kristy ny anarana hoe ''Nazareana'' na ''Nazôreana''. Tsy nanaiky ny [[Epistilin'i Paoly|Epistilin' i Paoly]] izay mampianatra ny tsy tokony hitandremana ny Lalàna jiosy izy ireo.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==
Andalana faha-14: Andalana faha-14:
==== Antoko sy firehana hafa tao amin'ny jodaisma ====
==== Antoko sy firehana hafa tao amin'ny jodaisma ====


*Zelôta
*[[Nazôreana]] na '''Nazareana'''
* [[Zelota]]
* [[Mpanoradalàna]]
* [[Mpanoradalàna]]
* [[Ebionita]]
* [[Ebiônita]]
* [[Elkasaita]]
* [[Elkasaita]]
* [[Hasideana]]
* [[Hasideana]]
* [[Boetosiana]]
* [[Boetosiana]]
* [[Jiosin'i Elefantina]]
* [[Jiosin'i Elefantina|Jiosin' i Elefantina]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Martsa 2021 à 14:13

Ny Nazôreana na Nazareana dia vondrona ara-pivavanana jodeô-kristiana tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin' ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an' i Jesoa ho Mesia nefa manaja ny lalàm-pivavahan' ny Jiosy. Tsy mino ny maha Andriamanitra an' i Jesoa anefa izy ireo. Atao hoe Ναζωραῖος / Nazôraios izy ireo amin' ny teny grika fa נוצרים / Notzrim amin' ny teny hebreo.

Taty aoriana dia niantsoana antoko na sekta jodeô-kristiana niaina tamin' ny taonjato faha-4 izay nitandrina fatratra ny Lalàn' i Mosesy sy nino ny maha Andriamanitra an' i Jesoa Kristy ny anarana hoe Nazareana na Nazôreana. Tsy nanaiky ny Epistilin' i Paoly izay mampianatra ny tsy tokony hitandremana ny Lalàna jiosy izy ireo.

Jereo koa

Antoko sy firehana matanjaka tao amin'ny jodaisma

Antoko sy firehana hafa tao amin'ny jodaisma