Gregôrio XIII: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Papa katolika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Gregory XIII.jpg|vignette|289x289px|Ny papa Gregorio XIII]]
[[Sary:Gregory XIII.jpg|vignette|289x289px|Ny papa Gregorio XIII]]
I '''Gregorio XIII''' na '''Gregoara XIII''' dia [[papa]] katolika faha-226 nanomboka tamin'ny 13 Mey 1572. Ugo Boncompagni no tena anarany. Teraka tamin'ny 7 Janoary 1502 tao Bologne izy ary maty tamin'ny 10 Avrily 1585 tao Roma izy. Amin'ny teny latina dia atao hoe ''Gregorius <abbr>XIII</abbr>'' <abbr>izy''.'' Nandimby ny papa Pio V (latina: ''Pius Quintus'') izy ary nodimbasan'ny papa Siksto V (latina: ''Sixtus Quintus''). Izy no nampanova ny [[tetiandro joliana]] ho [[tetiandro gregoriana]] izay mitondra ny anarany sady ampiasain'ny ankamaroan'ny olona sy ny firenena hatramin'izao fotoana izao.</abbr>
I '''Gregorio XIII''' na '''Gregoara XIII''' dia [[papa]] katôlika faha-226 nanomboka tamin' ny 13 Mey 1572. '''Ugo Boncompagni''' no tena anarany. Teraka tamin' ny 7 Janoary 1502 tao Bologne izy ary maty tamin' ny 10 Avrily 1585 tao Rôma izy. Amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] dia atao hoe ''Gregorius <abbr>XIII</abbr>'' <abbr>izy''.'' Nandimby ny papa [[Pio V]] (latina: ''Pius Quintus'') izy ary nodimbasan' ny papa [[Siksto V]] (latina: ''Sixtus Quintus''). Izy no nampanova ny [[tetiandro joliana]] ho [[tetiandro gregoriana]] izay mitondra ny anarany sady ampiasain' ny ankamaroan' ny olona sy ny firenena hatramin' izao fotoana izao.</abbr>


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Martsa 2021 à 08:28

Ny papa Gregorio XIII

I Gregorio XIII na Gregoara XIII dia papa katôlika faha-226 nanomboka tamin' ny 13 Mey 1572. Ugo Boncompagni no tena anarany. Teraka tamin' ny 7 Janoary 1502 tao Bologne izy ary maty tamin' ny 10 Avrily 1585 tao Rôma izy. Amin' ny teny latina dia atao hoe Gregorius XIII izy. Nandimby ny papa Pio V (latina: Pius Quintus) izy ary nodimbasan' ny papa Siksto V (latina: Sixtus Quintus). Izy no nampanova ny tetiandro joliana ho tetiandro gregoriana izay mitondra ny anarany sady ampiasain' ny ankamaroan' ny olona sy ny firenena hatramin' izao fotoana izao.

Jereo koa