Inôkentio III: Fahasamihafan'ny versiona
k nanova ny anaran'i Pope Innocent III ho Inôkentio III i Thelezifor : Hagasina |
Nanitatra |
||
Andalana faha-10: | Andalana faha-10: | ||
|taona niasàna= |
|taona niasàna= |
||
}} |
}} |
||
I '''Inôkentio III''' dia [[papa]] faha-<abbr>176 izay niasa nanomboka amin' ny taona 1198 hatramin' ny 1216. Teraka tao Gavignano any [[Italia]] tamin' ny 1160 izy ary maty tamin' ny 1216 tao Perugia any Italia ihany (frantsay: Pérouse). Isan' ireo papa heverina fa natanjaka indrindra tamin' ny [[Andro Antenatenany]] izy. I '''Lotario dei conti di Segni''' no anarany talohan'ny naha papa azy.</abbr> Nianara [[teôlôjia]] tao [[Paris]] any [[Frantsa]] izy ary nianatra [[lalàna kanôna]] tany Bologna any Italia (frantsay: ''Bologne''). Tsy nohosorana ho [[pretra]] izy nefa voafidin' ny [[kardinaly]] rehetra ho papa tamin' ny faha-37 taonany, tamin' ny andro nahafatesan' ny papa teo alohany (ny papa Kelestino <abbr>III</abbr>). Tsy nandiso fanantenana ny mpifidy azy ny zava-bitany nandritra ny naha papa azy. Atao hoe ''Innocent III'' izy amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] sy amin' ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]], ''Innocenzo III'' amin' ny [[Fiteny italiana|teny italiana]] ary ''Innocentius III'' amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Ny papa Inôkentio III no nanentana ny hisian' ny [[kroazada fahefatra]] izay raikitra nanomboka tamin' ny taona 1198. |
|||
'''Pope Innocent III''' dia mizaka ny zom-pirenen'i [[Italia]] teraka ny 1 Janoary 1160 ary maty ny 23 Jiona 1216 |
|||
==Ny fiainany manokana== |
==Ny fiainany manokana== |
||
Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Bernardo Maria Conti. |
Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Bernardo Maria Conti. |
||
== Jereo koa == |
== Jereo koa == |
||
* [[Biôgrafia]] |
* [[Biôgrafia]] |
||
*[[Kroazada fahefatra]] |
|||
===Rohy ivelany=== |
===Rohy ivelany=== |
Endrik'io pejy io tamin'ny 2 Martsa 2021 à 13:40
Pope Innocent III | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Pope Innocent III | ||
Teraka | 1 Janoary 1160 | ||
Maty | 23 Jiona 1216 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Italia | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
I Inôkentio III dia papa faha-176 izay niasa nanomboka amin' ny taona 1198 hatramin' ny 1216. Teraka tao Gavignano any Italia tamin' ny 1160 izy ary maty tamin' ny 1216 tao Perugia any Italia ihany (frantsay: Pérouse). Isan' ireo papa heverina fa natanjaka indrindra tamin' ny Andro Antenatenany izy. I Lotario dei conti di Segni no anarany talohan'ny naha papa azy. Nianara teôlôjia tao Paris any Frantsa izy ary nianatra lalàna kanôna tany Bologna any Italia (frantsay: Bologne). Tsy nohosorana ho pretra izy nefa voafidin' ny kardinaly rehetra ho papa tamin' ny faha-37 taonany, tamin' ny andro nahafatesan' ny papa teo alohany (ny papa Kelestino III). Tsy nandiso fanantenana ny mpifidy azy ny zava-bitany nandritra ny naha papa azy. Atao hoe Innocent III izy amin' ny teny frantsay sy amin' ny teny anglisy, Innocenzo III amin' ny teny italiana ary Innocentius III amin' ny teny latina. Ny papa Inôkentio III no nanentana ny hisian' ny kroazada fahefatra izay raikitra nanomboka tamin' ny taona 1198.
Ny fiainany manokana
Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Bernardo Maria Conti.
Jereo koa
Rohy ivelany
- Ao amin'i Freebase: [1]