Sakramentan' ny fanambadiana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''sakramentan' ny fanambadiana''' dia iray amin' ireo [[sakramenta]] fito ao amin' ny fiangonana katôlika sy ao ain' ireo fiangonana ôrtôdôksa.
Ny '''sakramentan' ny fanambadiana''' dia iray amin' ireo [[sakramenta]] fito ao amin' ny [[fiangonana katôlika]] sy ao amin' ireo [[fiangonana ôrtôdôksa]].

Amin' ny Katôlika, “Ny fifanekena ara-panambadiana, izay anorenan’ ny lehilahy iray sy vehivavy iray eo amin’ izy samy izy tokantrano iray ho amin’ ny fiainana manontolo, nalahatra araka ny toetrany voa-Janahary amin’ ny soa ho an’ ny mpivady ary koa ho an’ ny taranaka sy ho an’ ny fanabeazana ny zanaka, dia nasandratr’ i Kristy Tompo eo amin’ ny samy vita batemy, ho amin’ ny hasin’ ny sakramenta”

Endrik'io pejy io tamin'ny 17 Febroary 2021 à 18:03

Ny sakramentan' ny fanambadiana dia iray amin' ireo sakramenta fito ao amin' ny fiangonana katôlika sy ao amin' ireo fiangonana ôrtôdôksa.

Amin' ny Katôlika, “Ny fifanekena ara-panambadiana, izay anorenan’ ny lehilahy iray sy vehivavy iray eo amin’ izy samy izy tokantrano iray ho amin’ ny fiainana manontolo, nalahatra araka ny toetrany voa-Janahary amin’ ny soa ho an’ ny mpivady ary koa ho an’ ny taranaka sy ho an’ ny fanabeazana ny zanaka, dia nasandratr’ i Kristy Tompo eo amin’ ny samy vita batemy, ho amin’ ny hasin’ ny sakramenta”

Jereo koa

Ny sakramenta ao amin' ny fivavahana katôlika: