Riakasia: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Rano |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
[[Sary:GlenrockLagoonFromLeichhardtLookout.JPG|vignette|268x268px|Riakasian' i Glenrock, any Newcastle (Australie)]] |
[[Sary:GlenrockLagoonFromLeichhardtLookout.JPG|vignette|268x268px|Riakasian' i Glenrock, any Newcastle (Australie)]] |
||
Ny '''riakasia''' dia velaran-drano tsy lalina |
Ny '''riakasia''' dia velaran-drano tsy lalina, saika mifandray amin' ny ranomasina raha tsy nisy andalan-tany na fasika manelanelana azy roa. |
||
== Famaritana == |
== Famaritana == |
Endrik'io pejy io tamin'ny 16 Febroary 2021 à 11:49
Ny riakasia dia velaran-drano tsy lalina, saika mifandray amin' ny ranomasina raha tsy nisy andalan-tany na fasika manelanelana azy roa.
Famaritana
Ny riakasia dia "dobo na farihy kely mifandray amin' ny ranomasina"[1].
Jereo koa
Tany
- Saikanosy
- Nosy
- Andilan-tany
- Tanibe (na Kôntinenta)
Ranomasira
Ranovory
Ranomandeha
Loharano sy famaritana
- ↑ Service de la Logistique Pédagogique, "Riakasia", ao amin' ny Voambolana malagasy-malagasy (frantsay), Service de la Logistique Pédagogique / Ministère de l'Enseignement Secondaire et de l'éducation de Base, Antananarivo,1986.