Faritra Anosy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-21: Andalana faha-21:
* [[Faritanin'i Toliara]]
* [[Faritanin'i Toliara]]


=== Samihafa ===

* [[Antanosy]]
{{vangovango}}
{{vangovango}}

Endrik'io pejy io tamin'ny 28 Janoary 2021 à 14:01

Ny Faritra Anosy dia iray amin'ireo faritra 22 eto Madagasikara, ao amin'ny Faritanin'i Toliara, any amin'ny tapany atsimo atsinanan'ny Nosy. I Tolagnaro na Fort-Dauphin no renivohiny. Manana velarfan-tany mirefy 25 731 km² izy.

Ireto ny distrika mandrafitra ny Faritra Anosy:

Ny renirano ao amin' ny faritra Anosy

Ireto avy ny renirano ao amin' ny faritra Anosy: Manampanihy, Fanjahira, Mandrare, Mangoky, Isoanala, Menarandra, Manambovo ary Imaloto.

Jereo koa

Faritany eto Madagasikara

Samihafa

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.