Amôna (fanjakana): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Amona (fanjakana) ho Amôna (fanjakana) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Kingdoms around Israel 830 map.svg|vignette|313x313px|Sarintanin'ny Atsinanana Akaiky tamin'ny taonjato faha-9. [[Moabita|M]]<nowiki/>iloko volomboasary ny Fanjakan'i Amona.]]
[[Sary:Kingdoms around Israel 830 map.svg|vignette|313x313px|Sarintanin' ny [[Atsinanana Akaiky]] tamin' ny taonjato faha-9.<nowiki/> [[Moabita|M]]<nowiki/>iloko volomboasary ny Fanjakan' i Amôna.]]
I '''Amona''' dia fanjakana na firenena tamin'ny [[Andro Taloha]] tao [[Atsinanana Akaiky]] teo anelanelan'ny tany efitr'i Siria sy ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]]. Ny vahoak'i Amona dia atao hoe Amonita. Araka ny voalaza ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy]] (Gen. 19.38) dia taranak'i Bena Amy zanak'i Lota no sady havana akaikin'ny [[Moabita]].
I '''Amôna''' dia fanjakana na firenena tamin' ny [[Andro Taloha]] tao [[Atsinanana Akaiky]] teo anelanelan' ny tany efitr' i Siria sy ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]]. Ny vahoak' i Amôna dia atao hoe Amônita. Araka ny voalaza ao amin' ny [[Bokin'ny Genesisy]] (Gen. 19.38) dia taranak' i Bena Amy zanak' i Lota no sady havana akaikin' ny [[Moaba (fanjakana)|Môabita]].


Tamin'ny taonjato faha-13 tal. J.K. hatramin'ny taonjato faha-6 tal J.K. dia nandroso ny sivilizasionan'ny Amonita. Ny tananan'i Rabata Amona no renivohitry ny Moabita. Ny Israelita sy ny Amonita dia niady matetika. Tamin'ny fanombohan'ny taonjato faha-10 tal. J.K., araka ny [[Boky faharoan'i Samoela]] (2Sam. 12.26-31), dia resin'ny mpanjaka [[Davida (Baiboly)|Davida]] ka nandevoziny ny Amonita.
Tamin' ny taonjato faha-13 tal. J.K. hatramin' ny taonjato faha-6 tal J.K. dia nandroso ny sivilizasionan' ny Amônita. Ny tananan'i Rabata Amôna no renivohitry ny Môabita. Ny Israelita sy ny Amônita dia niady matetika. Tamin' ny fanombohan' ny taonjato faha-10 tal. J.K., araka ny [[Boky faharoan'i Samoela|Boky faharoan' i Samoela]] (2Sam. 12.26-31), dia resin' ny mpanjaka [[Davida (Baiboly)|Davida]] ka nandevoziny ny Amônita.


Tamin'ny taona 721 tal. J.K. taorian'ny faharavan'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] dia nanorim-ponenana tao amin'ny atsinanan'ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]] ny Amonita. Ny Fanjakan'i Amona mahaleotena dia rava teo antenantenan'ny taonjato faha-6 tal. J.K. Taty aoriana dia nifangaro tao amin'ireo foko arabo ny Amonita.
Tamin' ny taona 721 tal. J.K. taorian' ny faharavan' ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Israely]] dia nanorim-ponenana tao amin'ny atsinanan' ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]] ny Amônita. Ny Fanjakan' i Amôna mahaleotena dia rava teo antenantenan' ny taonjato faha-6 tal. J.K. Taty aoriana dia nifangaro tao amin' ireo foko arabo ny Amônita.
== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==


* [[Amona (fanjakana)|Amona]]
* [[Asiria]]
* [[Asiria]]
* [[Arama (faritra)|Arama]]
* [[Arama (faritra)|Arama]]

Endrika tamin'ity 19 Janoary 2021 à 09:04 ity

Sarintanin' ny Atsinanana Akaiky tamin' ny taonjato faha-9. Miloko volomboasary ny Fanjakan' i Amôna.

I Amôna dia fanjakana na firenena tamin' ny Andro Taloha tao Atsinanana Akaiky teo anelanelan' ny tany efitr' i Siria sy ny ony Jordana. Ny vahoak' i Amôna dia atao hoe Amônita. Araka ny voalaza ao amin' ny Bokin'ny Genesisy (Gen. 19.38) dia taranak' i Bena Amy zanak' i Lota no sady havana akaikin' ny Môabita.

Tamin' ny taonjato faha-13 tal. J.K. hatramin' ny taonjato faha-6 tal J.K. dia nandroso ny sivilizasionan' ny Amônita. Ny tananan'i Rabata Amôna no renivohitry ny Môabita. Ny Israelita sy ny Amônita dia niady matetika. Tamin' ny fanombohan' ny taonjato faha-10 tal. J.K., araka ny Boky faharoan' i Samoela (2Sam. 12.26-31), dia resin' ny mpanjaka Davida ka nandevoziny ny Amônita.

Tamin' ny taona 721 tal. J.K. taorian' ny faharavan' ny Fanjakan' i Israely dia nanorim-ponenana tao amin'ny atsinanan' ny ony Jordana ny Amônita. Ny Fanjakan' i Amôna mahaleotena dia rava teo antenantenan' ny taonjato faha-6 tal. J.K. Taty aoriana dia nifangaro tao amin' ireo foko arabo ny Amônita.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]