Tantaran' i Sozana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Gerrit van Honthorst cat01.jpg|vignette|352x352px|''I Sozana sy ireo antidahy,'' nataon'i Gerrit van Honthorst]]
[[Sary:Gerrit van Honthorst cat01.jpg|vignette|352x352px|''I Sozana sy ireo antidahy,'' nataon'i Gerrit van Honthorst]]
Ny '''Tantaran'i Sozana''' na '''I Sozana sy ireo lahiantitra''' dia tantaran'ny zazavavy atao hoe [[Sozana]], izay narahin'ny lahiantitra roa maso tamin'izy nandro, sy nasain'izy ireo handry amin'izy ireo nefa nandà izany, ka nampangain'izy roalahy ho mpijangajanga mba hamonoana azy, nefa niaro azy i [[Daniela|Daniely]] ka nanaporofo ny maha tsy manan-tsiny azy. Tamin'ny farany dia ireo lahiantitra ireo no nohelohina.
Ny '''Tantaran' i Sozana''' na '''I Sozana sy ireo lahiantitra''' dia tantaran' ny zazavavy atao hoe [[Sozana]], izay narahin' ny lahiantitra roa maso tamin' izy nandro, sy nasain' izy ireo handry amin' izy ireo nefa nandà izany, ka nampangain' izy roalahy ho mpijangajanga mba hamonoana azy, nefa niaro azy i [[Daniela|Daniely]] ka nanaporofo ny maha tsy manan-tsiny azy. Tamin' ny farany dia ireo lahiantitra ireo no nohelohina.


== Fandraisana ny ''Tantaran'i Sozana'' ==
== Fandraisana ny ''Tantaran' i Sozana'' ==
Ao amin'ny [[Bokin'i Daniela|Bokin'i Daniely]] ao amin'ny [[Baiboly katolika]] sy ireo [[Baiboly ortodoksa]] (Dan. 13) no misy azy fa tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) sy ny [[Baiboly protestanta]].
Ao amin' ny [[Bokin'i Daniela|Bokin'i Daniely]] ao amin' ny [[Baiboly katolika]] sy ireo [[Baiboly ortodoksa]] (Dan. 13) no misy azy fa tsy hita ao amin' ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) sy ny [[Baiboly protestanta]].


Ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny grika, ny [[Septoaginta|Septoanjinta]], dia boky manokana tsy mitambatra amin'ny Bokin'i Daniela ny Tantaran'i Sozana. Ataon'ny Katolika sy ny Ortodoksa ho isan'ireo soratra [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] io tantara io.
Ao amin' ny Baiboly jiosy amin' ny teny grika, ny [[Septoaginta|Septoanjinta]], dia boky manokana tsy mitambatra amin' ny Bokin'i Daniela ny Tantaran' i Sozana. Ataon' ny Katolika sy ny Ortodoksa ho isan' ireo soratra [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] io tantara io.


Ity tantara ity, izay tsy voasoratra tamin’ny [[fiteny hebreo]] na [[Fiteny arameana|arameana]] fa tamin’ny [[fiteny grika]], dia tsy noraisin’ny Jiosy any Palestina sy Protestanta ho kanonika ao amin’ny Baiboliny.
Ity tantara ity, izay tsy voasoratra tamin’ny [[fiteny hebreo]] na [[Fiteny arameana|arameana]] fa tamin’ ny [[fiteny grika]], dia tsy noraisin’ ny Jiosy any Palestina sy Protestanta ho kanonika ao amin’ ny Baiboliny.
[[Sary:Sebastiano Ricci 016.jpg|vignette|297x297px|''I Sozana eo anatrehan'i Daniely'', sary nataon'i Sebastiano Ricci, 1725-1726 .]]
[[Sary:Sebastiano Ricci 016.jpg|vignette|297x297px|''I Sozana eo anatrehan'i Daniely'', sary nataon'i Sebastiano Ricci, 1725-1726 .]]


== Fizaràn'ny ''Tantaran'i Sozana'' ==
== Fizaràn' ny ''Tantaran' i Sozana'' ==


* I Sozana, vehivavy nitandro ny fahamendrehany (Dan. 13.1-4)
* I Sozana, vehivavy nitandro ny fahamendrehany (Dan. 13.1-4)
* Raiki-pitia amin'i Sozana ny loholona jiosy roalahy (Dan. 13.5-14)
* Raiki-pitia amin' i Sozana ny loholona jiosy roalahy (Dan. 13.5-14)
* Niampanga an'i Sozana ho ratsy fitondran-tena ireo loholona ireo (Dan. 13.15-43)
* Niampanga an' i Sozana ho ratsy fitondran-tena ireo loholona ireo (Dan. 13.15-43)
* Asehon'i [[Daniela|Daniely]] fa tsy meloka i Sozana (Dan. 13.44-64)
* Asehon' i [[Daniela|Daniely]] fa tsy meloka i Sozana (Dan. 13.44-64)


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 17 Janoary 2021 à 11:28

I Sozana sy ireo antidahy, nataon'i Gerrit van Honthorst

Ny Tantaran' i Sozana na I Sozana sy ireo lahiantitra dia tantaran' ny zazavavy atao hoe Sozana, izay narahin' ny lahiantitra roa maso tamin' izy nandro, sy nasain' izy ireo handry amin' izy ireo nefa nandà izany, ka nampangain' izy roalahy ho mpijangajanga mba hamonoana azy, nefa niaro azy i Daniely ka nanaporofo ny maha tsy manan-tsiny azy. Tamin' ny farany dia ireo lahiantitra ireo no nohelohina.

Fandraisana ny Tantaran' i Sozana

Ao amin' ny Bokin'i Daniely ao amin' ny Baiboly katolika sy ireo Baiboly ortodoksa (Dan. 13) no misy azy fa tsy hita ao amin' ny Baiboly hebreo (Tanakh) sy ny Baiboly protestanta.

Ao amin' ny Baiboly jiosy amin' ny teny grika, ny Septoanjinta, dia boky manokana tsy mitambatra amin' ny Bokin'i Daniela ny Tantaran' i Sozana. Ataon' ny Katolika sy ny Ortodoksa ho isan' ireo soratra deoterokanonika io tantara io.

Ity tantara ity, izay tsy voasoratra tamin’ny fiteny hebreo na arameana fa tamin’ ny fiteny grika, dia tsy noraisin’ ny Jiosy any Palestina sy Protestanta ho kanonika ao amin’ ny Baiboliny.

I Sozana eo anatrehan'i Daniely, sary nataon'i Sebastiano Ricci, 1725-1726 .

Fizaràn' ny Tantaran' i Sozana

  • I Sozana, vehivavy nitandro ny fahamendrehany (Dan. 13.1-4)
  • Raiki-pitia amin' i Sozana ny loholona jiosy roalahy (Dan. 13.5-14)
  • Niampanga an' i Sozana ho ratsy fitondran-tena ireo loholona ireo (Dan. 13.15-43)
  • Asehon' i Daniely fa tsy meloka i Sozana (Dan. 13.44-64)

Jereo koa: