Sodina: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
[[Sary:Shinobue and other flutes.jpg|vignette|302x302px|Sodina]] |
[[Sary:Shinobue and other flutes.jpg|vignette|302x302px|Sodina]] |
||
Ny '''sodina''' dia [[zavamaneno]] tsofina amin' ny vava, toy ny fantsona mahitsy, misy lavaka milahatra manaraka ny halavany izay tampenana manontolo amin' ny rantsan-tanana afa-tsy ny iray izay avela hivoha mba hivoahan' ny haavompeo tiana ho heno. |
Ny '''sodina''' dia [[zavamaneno]] tsofina amin' ny vava, toy ny fantsona mahitsy, misy lavaka milahatra manaraka ny halavany izay tampenana manontolo amin' ny rantsan-tanana afa-tsy ny iray izay avela hivoha mba hivoahan' ny haavompeo tiana ho heno. Amin' ny teny indôneziana dia atao hoe ''suling'' ny sodina. |
||
== Mpitsoka sodina malagasy malaza == |
== Mpitsoka sodina malagasy malaza == |
Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Janoary 2021 à 08:13
Ny sodina dia zavamaneno tsofina amin' ny vava, toy ny fantsona mahitsy, misy lavaka milahatra manaraka ny halavany izay tampenana manontolo amin' ny rantsan-tanana afa-tsy ny iray izay avela hivoha mba hivoahan' ny haavompeo tiana ho heno. Amin' ny teny indôneziana dia atao hoe suling ny sodina.