Faritra Atsimo ao Afrika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Faritra Atsimo ao Afrika ho Afrika tapany Atsimo i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Afrika tapany Atsimo any amin'i Faritra Atsimo ao Afrika ary nanitsaka fihodinana
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Janoary 2021 à 11:23

Sarintany maneho ny Faritra Atsimon'i Afrika

Ny Faritra Atsimo ao Afrika dia ny tapan'i Afrika ao atsimo izay fitambaran'ny firenana sy tany ao atsimon'ny alam-pehibe afrikana. Tanisaina ao amin'io faritra io ireo nosy afrikana ao atsimo-andrefan'ny Ranomasimbe Indiana manodidina an'i Madagasikara (avy ao amin'ny Lakandrano Mozambika ka hatrany ami'ireo nosy Maorisy sy La Réunion) ary ireo nosy afrikana ao atsimo atsinanan'ny Ranomasimbe Atlantika.

Ireto avy ireo firenena ao amin'ny Faritra Atsimo ao Afrika: i Afrika Atsimo, i Angôla (indraindray tafiditra ao Afrika Afovoany), i Bôtsoana, i Kômôro, i Esoatiny (Soazilandy), i Lezôtô, i Madagasikara, i Malaoy, i Maorisy (firenena), i Mozambika, i Namibia, i Zambia (indraindray tafiditra ao Afrika Afovoany) ary i Zimbaboe.

Jereo koa

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa: