Manjakatsiroa
Fiseho
I Manjakatsiroa na Imanjakatsiroa dia iray amin' ny sampin' ny mpanjaka merina. Ninoana ho nanana hery hanamafisana ny fahefan' ny mpanjaka ary napetraka tao amin' ny trano voatokana tao anatin' ny Anatirova izy hatramin' ny 29 Janoary1869 niovan' ny mpanjakavavy Ranavalona II ho kristianina ampahibemaso, ka nandavany azy tao Imananona. Tao no nandoroana azy ny 9 Septambra tamin' io taona 1869 io ihany araka ny baikon' ny mpanjakavavy[1].
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Loharano sy fanamarihana
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Dictionnaire Historique et Géographique