Hankany amin'ny vontoatiny

Mallorca

Avy amin'i Wikipedia
Flag of the island of Mallorca
Mallorca

Mallorca, na Majorca, no lehibe indrindra amin'ireo Nosy Baleares, izay anisan'i  Espaina, ary nosy fahafito lehibe indrindra ao amin'ny Ranomasina Mediteranea.

Ny renivohitry ny nosy, Palma, dia renivohitry ny vondrom-piarahamonina mizaka tena ao amin'ny Nosy Baleares. Misy nosy kely roa manamorona ny morontsirak'i Mallorca: Cabrera (Baleares) (atsimo atsinanan'i Palma) sy Dragonera (andrefan'i Palma).

Tahaka ireo Nosy Baleares hafa ao Menorca, Ibiza, ary Formentera, dia toerana fialan-tsasatra malaza be ilay nosy, indrindra ho an'ireo mpizaha tany avy any Holandy, Alemaina, ary Fanjakana Mitambatra.