Malindi
Fiseho

I Malindi dia tanàna ao amin' ny Helodranon' i Malindi, eo ain' ny vinanin' ny ony Athi-Galana-Sabaki, eo amin' ny morontsiraky ny Ranomasimbe Indianina ao Kenià, izay onenan' ny Soahily nanomboka tamin' ny taonjato faha-14. Any amin' ny 120 km avaratra-atsinanan' i Mombasa no misy azy. Ny isan' ny mponin' i Malindi dia 119 859 araka ny faminavinana natao tamin' ny taona 2019. Io no ivon-tanàna lehibe indrindra ao amin' ny Kôntean' i Kilifi.