Hankany amin'ny vontoatiny

Maka Andrianaresy

Avy amin'i Wikipedia

I Maka Andrianaresy dia mpanjaka sakalava tao amin' ny Fanjakan' i Boina tamin' ny taona 1808. Nandimby ny mpanjaka Tsimalomo (1808-1822?) izy ary nodimbiasan' ny mpanjaka Andriantsoly (1822-1832).