Aller au contenu

Main

Avy amin'i Wikipedia
Main aikin'i Frankfurt
Main

Miaraka amin'ny halavan'ny 527 kilometatra, ny Main no renirano lava indrindra havanana amin'ny Rhin any  Alemaina.

Any amin'ny sisiny andrefan'ny tanànan'i Kulmbach ao amin'ny distrikan'i Melkendorf akaikin'ny Lapan'i Steinenhausen, dia mitambatra ireo renirano roa ireo mba hamorona ny tena Main.

Ny Main dia mamakivaky faritra an-tanàn-dehibe manodidina an'i Schweinfurt, Würzburg sy Frankfurt. Mikoriana mankany amin'ny Rhin akaikin'i Mainz izy io.