Hankany amin'ny vontoatiny

Mahaloky

Avy amin'i Wikipedia
Mahaloky Caesio caerulaurea
Caesio lunaris

Mahaloky dia trondro avy amin'ny fianakaviana Caesionidae avy amin'ny karazana Caesio sp.. Eto Madagasikara, ny karazana Caesio caerulaurea sy Caesio lunaris no tena trondro.

Ao Nosy Be, ny Mahaloky dia antsoina koa hoe Fitse ambohony. Mipetraka any amin’ny Ranomasimbe Indianina sy ny Oseana Pasifika izy ireo.

Indraindray dia antsoina koa hoe Mahaloky ny trondro amin'ny karazana Rastrelliger kanagurta (Sabonto, Maquereau indianina)

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]
Rastrelliger kanagurta
Maquereau indianina