Hankany amin'ny vontoatiny

Anacardium occidentale

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Mahabibo)
Mahabibo
Vonin' ny mahabibo
Ravina sy voan' ny mahabibo

Ny Anacardium occidentale dia karazan-javamaniry mamony roa ravin-tsimoka, izay hazo trôpikaly maitso lalandava, ao amin' ny fianakaviana Anacardiaceae. Teratany any Amerika Atsimo izy io. Ireto koa ny anarany hafa amin' ny teny malagasy: abiba, abibo, habiba, koroso, mabiba, mahabiba, mahabibo, tabiba, voambarika. Azo hanina ny voan' ny mahabibo. Azo atao fanafody ny voany, ny hodiny, ny ditiny ary indrindra ny raviny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]