Hankany amin'ny vontoatiny

Madeleine Lacsko

Avy amin'i Wikipedia
Madeleine Lacsko
Ankapobeny
AnaranaMadeleine Lacsko
Teraka2 Jolay 1978
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Brazila
Asa :
Fiainana manokana

Madeleine Rose Déa Maria de Freitas Lacsko dia mpanoratra, mpanao gazety ary YouTuber mizaka ny zom-pirenen'i  Brazila teraka ny 2 Jolay 1978 tao Santo André.

Niasa tao amin'ny Fitsarana Tampony Federaly koa i Lackso ary mpanolotsaina parlemantera tao amin'ny Antenimieram-pirenena ao São Paulo.