Madagascar Hilfe
Fiseho
Madagascar Hilfe dia ONG manao asa fanampiana ao Madagasikara. I Walter sy Krine Nebgen mivady no namorona azy tamin'ny taona 1999 tany Düsseldorf, any Alemaina izay misy ny foibeny.
Tranonkala
[hanova | hanova ny fango]- Madagascar Hilfe Archived Febroary 8, 2016 at the Wayback Machine
