Môsy (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Lehilahy môsy

Ny Môsy dia vahoaka ao Afrika Andrefana izay monina ao afovoan' i Borkina Fasô sy ao amin' ny tapany avaratr' i Ganà, Tôgô, ary Benîno.

Ao Borkina Fasô dia ny Môsy no foko maro an'isa, ao amin' ny sahan' ny renirano Nazinon (na Volta Rouoge) sy Nakambé (na Volta Blache), izay mahatratra 52 %n' ny mponina, izany hoe misy olona 9 ka hatramin' ny 10 tapitrisa. Ny vahoaka sisa dia ao amin' ny foko hafa miisa 60 mahery, ka ny lehibe amin' izy ireo dia ny Diola, ny Goronsy, ny Senofô, ny Lôby, ny Bôbô, ny Samô, ary ny Folany. Miteny môôre ny Môsy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]