Aller au contenu

Lutsk

Avy amin'i Wikipedia

50°45′N 25°19′E / 50.750°N 25.317°E / 50.750; 25.317

Lutsk
Velarantany 42,67 km2
Isam-ponina 217,000 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Okraina
Fanjakana NC
Faritany NC
Tanàna mifanolo-bodirindrina Lutsk
Lutsk
Lutsk

I Lutsk (Okrainiana : Луцьк, poloney: Łuck) dia tanàna iray any avaratrandrefan'i  Okraina . Ilay tanàna misy mponina 217.000 mahery, eo amoron’ny reniranon’i Styr, no ivon’ny Faritr’i Volyn.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Tanàna hafa any Okraina: Bakhmut, Chernobyl, Cherson, Donetsk, Kiev, Kharkiv, Lugansk Melitopol, Mykolaiv, Odessa, Sevastopol, Sumy, Zaporizhia