Luis Antonio Tagle
Fiseho

Kardinaly Luis Antonio Gokim "Chito" Tagle (teraka tamin'ny 21 Jiona 1957 tany Manila, Filipina) dia mpitondra fivavahana Filipiana ary Arseveka katolika romana tao Manila nanomboka tamin'ny 2011 ka hatramin'ny 2019. Nanomboka ny taona 2019 ka hatramin'ny 2022 izy dia prefet kardinaly tao amin'ny Congregation for the Evangelization of People.