Hankany amin'ny vontoatiny

Luffa acutangula

Avy amin'i Wikipedia
Luffa acutangula

Ny Luffa acutangula dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Cucurbitaceae. Ambolena hatao legioma izy io fa ampiasaina ho spaonjy voajanahary koa rehefa matoy. Ny voany dia mitovitovy amin' ny kôkômbra na ny korzety. Hita any Azia Afovoany sy Azia Atsinanana ary any Azia Atsimo Atsinanana izy. Any amin' ny firenena sasany, io karazana io dia ambolena an-trano hatao haingo. Luffa acutangula (L.) Roxb. ny anarany feno. Amin' ny teny malagasy izy dia atao hoe papangay na pipangay.

Anarana ahafantarana azy

[hanova | hanova ny fango]
  • Cucumis acutangulus L.
  • Cucurbita acutangula (L.) Blume
  • Cucumis lineatus Bosc
  • Cucumis megacarpus G.Don
  • Cucumis operculatus Roxb.
  • Cucurbita campanulata D.Dietr.
  • Cucurbita umbellata J.G.Klein ex Willd.
  • Luffa acutangula (L.) Roxb.
  • Luffa amara Roxb.
  • Luffa cattu-picinna Ser.
  • Luffa drastica Mart.
  • Luffa fluminensis M.Roem.
  • Luffa foetida Cav.
  • Luffa forskalii Beck & F.Abel
  • Luffa forskalii Schweinf. ex Harms
  • Luffa gosa Buch.-Ham.
  • Luffa hermaphrodita N.B.Singh & U.C.Bhattach.
  • Luffa kleinii Wight & Arn.
  • Luffa plukenetiana Ser.
  • Luffa tenera Royle
  • Luffa umbellata (J.G.Klein ex Willd.) M.Roem.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]