Hankany amin'ny vontoatiny

Loza (renirano)

Avy amin'i Wikipedia

14°38′S 47°45′E / 14.633°S 47.750°E / -14.633; 47.750

Renirano ao amin'ny faritr'i Sofia ny Loza. Mikoriana mankany amin'ny Ranomasimbe Indiana akaikin'i Analalava izy io (sy Nosy Lava)

Eo amin'ny lalany ihany koa no misy an'i Antsohihy.

Eo amin'ny vavan'ny Reniranon'i Loza no misy an'i Nosy Lava.

Mirefy 15.600 ha ny velaran-tany. entre Antsohihy & Analalava.[1][2]


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. www.fao.org
  2. Situation geografique