Lisitry ny teny ao amin' ny teôlôjia kristiana
Inty ny lisitry ny teny ao amin' ny teôlôjia kristiana izay fahita amin' ny lahatsoratra sy ny lahabolana ary ny tantaran' ny fiangonana ataon' ny teôlôjiana sy ny mpitoriteny mampiasa ny teny malagasy. Ny teny sasany dia tsy natokana ho an' ny teôlôjia sy ny fivavahana kristiana fa hita koa ao amin' ny fivavahana abrahamika hafa (jodaisma, silamo, bahaisma, sns) izay mampiasa ny teny malagasy.
A
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
- Aban' ny Eglizy
- adôptianisma
- Andriamanitra (ankapobeny)
- Andriamanitra tokana
- Andriamanitra ao amin' ny môrmônisma
- Andriamanitra Ray
- Andriamanitra Zanaka
- andro farany
- Andro Taloha
- Anglikanisma
- Anjelin' i Iahveh
- Anjelin' ny Tompo
- Anjelôlôjia
- Anjely
- Anjely (araka ny jodaisma)
- Anjely (araka ny kristianisma)
- Anjely (araka ny silamo)
- Anjely mpiambina
- Anjely nikomy
- Anjely potraka
- Anjely ratsy
- Antitrinitarisma
- Antrôpôlôjia
- Antrôpôlôjia kristiana
- Antrôpôlôjia teôlôjika
- Apôfatika
- Apôkalipsa
- Apôkalipsy
- Apôkaliptisisma
- Apôkrifan' ny Baiboly
- Apôlôjetika
- Apôstasia
- Apôstôly
- Arianisma
- Arivo taona
- Arkanjely
- Asam-pisoronan' ny mino rehetra
- Asam-pisoronana
B
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
D
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
E
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
F
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
- Fahababoana tany Babilôna
- Fahadisoam-pinoana lehibe
- Fahafatesana
- Fahamasinana
- Fahariana
- Fahasoavana (kristianisma)
- Fahasoavana (finoana)
- Fahateraham-baovao
- Fahaterahan' i Jesoa
- Fahatongavan' ny Teny ho nofo
- Fahatongavana ho nofo
- Fahatongavana ho nofo (kristianisma)
- Fahatorontoronana tsy azon-keloka
- Fahavirijiniana
- Fahotana tamin' ny fototra
- Fahotana
- Fakam-panahy
- Famakafakana ny Baiboly
- Famelan-keloka
- Faminaniana
- Famonjena
- Famonjena ny olon-drehetra
- Famoronana
- Fampiakarana an' i Maria
- Fampianaran-diso
- Fanahin' olombelona
- Fanahy Masina
- Fanamarinana
- Fanamarinana
- Fanamarinana (teôlôjia)
- Fanambaràna
- Fanambaràna mitohy
- Fanasan' ny Tompo
- Fanavotana
- Fanekem-pinoan' i Nikea sy Kônstantinôpôly
- Fanekem-pinoana
- Fanekem-pinoana apôstôlika
- Fanekem-pinoana atanasiana
- Fanekem-pinoana atanaziana
- Fanekem-pinoana kalkedôniana
- Fanekem-pinoanan' i Kalkedôna
- Fanendren' Andriamanitra mialoha
- Fanjakan' Andriamanitra
- Fanjakana arivo taonan' ny Kristy
- Fanomboana an' i Jesoa
- Fanomboana an’ i Kristy
- Fanomezam-boninahitra (teôlôjia)
- fanomezan' ny Fanahy
- fanosorana ny marary
- fiafaran' izao tontolo izao
- fiaikem-pinoana nikeana
- fiainana aorian' ny fahafatesana
- Fiainana mandrakizay
- Fiakaran' i Jesoa any an-danitra
- fiangonana anglikana
- Fiangonana hita maso
- fiangonana katôlika
- Fiangonana Masina
- fiangonana ôrtôdôksa
- fiangonana prôtestanta
- Fiangonana tsy hita maso
- Fiavian' i Jesoa fanindroany
- fiavian' i Kristy fanindroany
- Fiekem-pinoan' i Efezy
- Fiekem-pinoanan
- Fifampiresahana eo amin' ny samy fivavahana
- fifandimbiasana apôstôlika
- Fifohazam-panahy lehibe fahefatra
- Fihoa-draha
- Filazantsara
- Filioque
- Filôzôfia
- filôzôfian' ny fivavahana
- finoanoam-poana
- Fisian' i Kristy talohan' ny nahatongavany ho nofo
- Fivadiham-pinoana lehibe
- Fiteraham-birijiny
- fitsanganana amin' ny maty.
- Fitsanganan-ko velona
- Fitsarana farany
- Fitsikerana ny fampandriana an-tsoratra
- Fivadiham-pinoana
- Fivavahana
- fivavahana kristiana
- fivavahana silamo
- Fiziana (filôzôfia)
- Fôndamentalisma
- Fôndamentalisma kristiana
- foto-pampianarana
G
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
H
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
I
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
J
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
K
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
- Kalvinisma
- kanônan' ny Baiboly
- karismata
- katarisma
- Katesezy
- katesizy
- katekisma
- Kerobima
- kônfirmasiôna
- kôngregasiônalisma
- Kônsily
- kônsily ekiomenika
- Kônsily tao Tridentio
- Kônsily Vatikàna I
- Konsily Vatikàna II
- Kônsily voalohany tao Kônstantinôpôly
- Kônsily voalohany tao Nikea
- krismasiôna
- Kristianina
- kristianisma
- Kristianisma paoliniana
- Kristôlôjia
L
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
M
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
- magy
- majy
- manikeisma
- Maria (renin' i Jesoa)
- Maria Mpanjakavavy
- Mariôlatria
- mariôlôjia
- markiônisma
- Mesia
- Mihoa-draha
- Mikaela
- Misely
- Môdalisma
- Môdernisma ao amin' ny Eglizy Katôlika
- Mofom-pandraisana
- Mônôlatria
- Mônôteisma
- Môrmônisma
- Mpaminany
- Mpamorona (Andriamanitra mpamorona)
- Mpanelanelana
- Mpisorona
- Mpisorona be
- Mpisorona ny mpino rehetra
- Mpisoronaben' i Israely
N
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
O
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
P
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
R
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
S
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
- Sabata
- Safidy malalaka
- sakramenta
- sakramentan' ny famelan-keloka
- sakramentan' ny fampihavanana
- Sakramentan' ny fanosorana ny marary
- Sary masina
- Satana
- Serafima
- Skôlastika
- sobôrdinatianisma
- Sobstansa (teôlôjia)
- Soratra apôkaliptika jiosy
- Soratra Masin' ny Olomasin' ny Andro Farany
- Soratra Masina
- Sôteriôlôjia
- Spiritoalisma (teôlôjia)
T
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
- Tantaran' ny Baiboly
- Tantaran' ny fiangonana
- Teisma
- Telo Izay Iray
- Tempolin' i Jerosalema
- Tempoly
- Tempoly (môrmônisma)
- tenim-pinoana
- Teôlôgomena
- Teôlôjia biblika
- Teôlôjia dôgmatika
- Teôlôjia etika
- Teôlôjia fôndamentaly
- Teôlôjia katôlika
- Teôlôjia kristiana
- Teôlôjia môrmôna
- Teôlôjia pastôraly
- Teôlôjia sistematika
- Teôlôjia dialektika
- Teôlôjia dispensasiônalista
- Teôlôjia katôlika
- Teôlôjia liberaly
- Teôlôjia natoraly
- Teôlôjia ôrtôdôksa
- Teôlôjia pratika
- Teôlôjia skôlastika
- Teôlôjian' ny fanafahana
- Teôlôjian' ny fanambinana
- Teôlôjian' ny fanekem-pihavanana roa sosona
- Teôlôjian' ny hazo fijaliana
- Teôlôjian' ny tantara
- Testamenta Taloha
- Testamenta Vaovao
- Teti-pamonjena
- Theotokos
- Tompo
- Torimason' ny Renin' Andriamanitra
- Toriteny
- Trinite
- Triteisma
- Tsara (ao amin' ny fivavahana)
- tsindrimandry
- tsy feteza-maty
- tsy mino an' Andriamanitra
V
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
Z
[hanova | hanova ny fango]A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z