Lisitry ny nosy eto Madagasikara
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Lisitry ny nosin' i Madagasikara)
Ity ny lisitry ny nosy sy saikinosy eto Madagasikara. Tsy feno ity lisitra ity. Manana nosy sy nosy madinika maro tokoa i Madagasikara. Ny sasany amin' ireo dia onenan' olona sady mandroso (Nosy Be sy i Nosy Boraha na Sainte-Marie). Ny sasany dia toerana ahitana zavamananaina samihafa mampiavaka an' i Madagasikara (Nosy Tanikely, Nosy Mitsio). Misy amin' ireo nosy ireo no mbola ifanolanana amin' i Frantsa, dia ireo izay antsoin' ny Frantsay hoe "îles Éparses de l'océan Indien", fa ataon'ny Malagasy hoe "nosy malagasy".
Lisitry ny nosy
[hanova | hanova ny fango]A - B - D
[hanova | hanova ny fango]- Nosy Ampela (île Europa, ifanolanana amin' ny Frantsay)
- Nosy Andambatihy (Atsimo Andrefana).
- Nosy Ankarea
- Nosy Antafana (Analanjirofo)
- Nosy Antalikely (Diana)
- Nosy Antanimora (Diana)
- Nosy Antsoha (Diana)
- Nosy Barren (vondronosy)
- Nosy Be (Diana)
- Nosy Bedimaky (Bassas da India, ifanolanana amin' ny Frantsay)
- Nosy Bemoka (Atsimo Andrafana)
- Nosy Boraha (na Sainte-Marie, Analanjirofo)
E - F - G
[hanova | hanova ny fango]H - I - J
[hanova | hanova ny fango]- Nosy Hao (Atsimo Andrefana).
- Nosy Iranja (Diana)
K - L - M
[hanova | hanova ny fango]- Nosy Kely (na Juan de Nova, ifanolanana amin' ny Frantsay)
- Nosy Kisimany (Diana)
- Nosy Kivongy (Diana)
- Nosy Komba (Diana)
- Nosy Lisy (anisan' ny Glorieuses, ifanolanana amin' ny Frantsay)
- Nosy Madame
- Nosy Manitse (Atsimo-Andrefana)
- Nosy Maroantaly
- Nosimboro (Atsimo Andrefana)
N - O - P
[hanova | hanova ny fango]- Nosy Ovy na Nosy Barafia (Diana)
R - S - T
[hanova | hanova ny fango]- Nosy Rangontsy (Analanjirofo)
- Nosy Ratafanika
- Nosy Sambatra (îles Glorieuses, ifanolanana amin' ny Frantsay)
- Nosy Satrana
- Nosy Tanga (Diana)
- Nosy Tanihely (Diana).