Hankany amin'ny vontoatiny

Lisitry ny mpanoratra malagasy

Avy amin'i Wikipedia
Jean-Joseph Rabearivelo

Ny lisitry ny mpanoratra malagasy dia ahitana mpanoratra teratany malagasy tamin' ny vanim-potoana rehetra sy tamin' ny fiteny malagasy na tamin' ny fiteny vahiny (frantsay, anglisy, sns). Tsy feno ny lisitra fa hofenoina miandalana. Misy karazany roa ny lisitra aseho eto: lisitra manaraka abidy sy lisitra manaraka fotoana. Ao amin' ny lisitra manaraka abidy (abidy latina ahitana ny litera C sns) dia nosoratana araka ny filaharana mahazatra ny anaranan' ny mpanoratra, fa ao amin' ny lisitra manaraka fotoana kosa dia navondrona isaky ny folo taona (amin' ny ankapobeny) sy araka ny taona nahaterahany ny mpanoratra.

Anisan' ny mpanoratra be mpahalala i Clarisse Ratsifandrihamanana (1926–1987), i Dox (Jean Verdi Salomon Razakandraina, 1913-1978), i Emilson Daniel Andriamalala (1918–1979), Flavien Ranaivo (1914–1999), Jacques Rabemananjara (1913–2005), Jean-Joseph Rabearivelo (1901–1937), Jean-Luc Raharimanana (1967–), Michèle Rakotoson (1948–), Ny Avana Ramanantoanina (1891–1940) ary i Rado (Georges Andriamanantena, 1923–2008).

Lisitra manaraka abidy

[hanova | hanova ny fango]

A - B - C

[hanova | hanova ny fango]

D - E - F

[hanova | hanova ny fango]

G - H - I

[hanova | hanova ny fango]

J - K - L

[hanova | hanova ny fango]

M - N - O

[hanova | hanova ny fango]

P - Q - R

[hanova | hanova ny fango]

S - T - U

[hanova | hanova ny fango]

V - X - Y - Z

[hanova | hanova ny fango]

Lisitra manaraka fotoana

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]