Lisitry ny anaram-borona amin' ny teny malagasy

Ity lisitry ny anaram-borona amin' ny teny malagasy ity dia tsy mahafaoka ny anaram-borona rehetra fa hofenoina miandalana, anisan' izany na ny vorona tsy misy eto Madagasikara nefa manana anarana amin' ny teny malagasy. Misy amin' ireo anarana ireo ny manondro karazam-borona tokana (ohatra: ankoay, toloho), misy ny manondro vondron-karazana iray na ampahany (ohatra: aotirisy), fianakaviana iray na ampahany (ohatra: gisa, akanga, tororoka), filaharana iray na ampahany (ohatra: vorondolo, voronkely), misy ny manondro karazam-borona maromaro tsy misy ifandraisany (ohatra: firasa). Ao amin' ireo anarana ireo koa dia misy ny anarana roa na mihoatra izay manondro karazana tokana izay miova arakaraka ny faritra eto Madagasikara (ohatra: railovy sy drongo) na vondrona tokana: vondron-karazana iray manontolo na apahany (ohatra: takodara, barao, drao sns), fianakaviana iray manontolo na apahany (ohatra: vivy sy kiborano).
Tamin' ny taona taona 2022 dia nisy karazam-borona 304 i Madagasikara. Amin' ireo karazana ireo dia manao akany eto amin' ny Nosy ny 210, ka ny 110 amin' ireo, izany hoe ny antsasany, dia tsy misy afa-tsy eto Madagasikara. Mihoatra ny 20 ny filaharana misy, manodidina ny 60 ny fianakaviana.
A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
Lisitra
[hanova | hanova ny fango]A
[hanova | hanova ny fango]
abilimborona - abosanga - adibo - agana - agisa - ahakañy - aka - akaka - akakamainty - akanga - akanga hako (akangadia) - akangalahy (lahin' akanga) - akangarano (akanga foy fahavaratra) - akangavavy (vavin' akanga) - akoho - akohokely (zanak' akoho mbola kely) - akoholahy (lahin' akoho) - akoholahinala - akoho masombika (akoho fiompy manana volo olioly) - akohonala - akoho satroka - akohovavy (vavin' akoho) - akohovohitsa - akoho vazaha (akoho lava tongotra sady lehibe) -

akoho vorombato (akoho mitovitovy amin' ny akoho vazaha, fa kely vava) - akoka - akôlahy (akoholahy) - aliotse - alihotsy - aloy - ambaramaty - ambirobitry - ambosanga - ampala - anakaomby (angakadia vaventiventy) - anatsoy - andevokorova - andovy - andrandra - andreta - andritika - angàka - anganga - angitra - angongo - anjoy - ankanga - ankoay - ankoe - antodiana - aositrisy - aositritsy - aotrisy - aotrisy - ara - arefy - aretaka - ariha - arondovy - arosy - asity - asaity - avoka
A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
B
[hanova | hanova ny fango]
bakantiny - baminandro - bandrolahy - bantakoko - barao - barara - batakonko - bedoko - belela - bemanana - betankoho - bintsy - birina - birovy - bitsibitsy - bitsy - boaiza - boaka - bobake - bobaky - bodoloha - bodomavo - boaiza - boeza - boezy - bojy - bojo - bokazava - bokazavo - bokeoke - boky - boloky - bonekantsikotrony - bonoka - boreta - boretiky - boria - borom-baratra
A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
D
[hanova | hanova ny fango]
daho foana - dangero - dangoro - dangorofotsy - dangoromainty - darasiny - deho - dehoka - dehoky - demoaina - demodemoka - demoy - deofone - diandiana - dimohy - dimpitra - dimpotra - diviky - dokera - dokitry - dokoa - dokotra - dokotse - domohe - domohimalotra - domohina - drakidraky - drakidrakirano - drao - dridry - drondra - dronga - drongo - droviky - drovitry
A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
E
[hanova | hanova ny fango]F
[hanova | hanova ny fango]
fadionga - fadronga - falamakavava - famakiakora - famakiankôra - famakisifotra - famefaganty - famefakangaty - fanalamote - fanalamotimboay - fañalinandro - fandeainga - fandiafasika - fandikalalana - fandikanala - fandiorano - fandrasa - fandrasalambo - fandrasangara - fandravazana - fandrohikibo - fangalamotimboay - fangalatrovy - fangaoka - fanihy - faniky - fanily - fanindry - fanotoforona - fantio - fantsasatra - faralambotra - faravoanemba - fara vody tatatra - farifitra - farifotra - fasasatra - fatio - feheaky - feka - fente - feta - fetiliadambo - fiaika - fiaky - fiandrivoditatatra - fiandrivoditatratra - fihiaka - fihiake - fihiaky - filambotra - filanivotra - finaingo - finengo - finigo - finingo- finjo - fino - firaokibo - firasa - firasambalala - firasy - fireo - fireringakely - firio - firioka - firiotsandro - firiringa - fisindriky - fisoroky - fitapatatra - fitatenona - fitatra - fitatrala - fitiliadabo - fitiliandriaka - fitiliandro - fitilibengy - fitily - fitilisaisy - fitilitatema - fitilivaratsa - fitimoky - fodiala - fodifetsy - fody - fodilahy - fodilahimena - fodileimena - fodimainty - fodimavo - fodimena - fodisahy - fodisay - fodisaina - fodise - fodisiay - foditany - foliay - fona - fondra - fonengo - fony - fonimaitso - foningo - foningomaitso - foñohoka - forisatra - fotsielatra - fotsimaso
A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
G
[hanova | hanova ny fango]
gadragadra - gagà - gaja - gana - ganagana - gañake - garade - gisa - gisalahy - gisavavy - gisy - giso - goaga - goagoaka - goaika - goaka - goakarano - goake - goaky - gohaka - goribe
H
[hanova | hanova ny fango]
hake - haky - haliotse - haliotsy - hanka - hankana - hankoay - hara - harakaraka - haretaka - hatoto - heoke - hindry - hitikitika - hitikitike - hitikitiky - hitsikitsika - hitsikitsikala - hoetrika - hora - horova - horovana - horovy
A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
I
[hanova | hanova ny fango]iarovana - iboria - ifihika - ifonengo - ihitsikitsika - ikitiky - indovy - indribemanana
J
[hanova | hanova ny fango]jararoko - jery - jokoreva - jorio
K
[hanova | hanova ny fango]
kabana - kabatiñy - kadibake - kaboka - kakihio - kakio - kana - kanakana - kankafotra - kararôka - karaza - kariaky - katolo - katoto - katrakatraka - katrakatra - kavoka - kazazaka - kekemavo - kekeoka keliarivo - keokeoka - ketso - kia - kibo - kibobo - kibokely - kibonaomby - kibondolo - kiborano - kibotay - kijily - kijoa - kilandy - kimitse - kintobeloha - kinto - kiokioke - kipoy - kiriodanitra - kiriokirio - kiriondanitra - kiririoky - kirivorona - kirombo - kiroty - kitanotano - kitaotao - kitilitilinandro - kititrio - kitokely - kitôto - kitreoke - kitrioky - kitriotriotra - kitsikitsika - kivongo - koadrano - koaka - koake - koaky - koakoaka - koama - kobabe - koera - kokoho - koloka - kolokoloka - kotika - kotolahy - kotreoky - kraoma
A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
L
[hanova | hanova ny fango]
lairovy - laivozake - lampirana - langaraka - langaroka - langaroke - langaro - langopaka - langoro - langoroaomby - langorobe - langorofotsy - langoromavo - langorovalala - langorovoanga - lapira - lavaelatra - lavasalaka - leidorongo - lejabe - limohy - loho - lombokôma - lombokômaña - lovalova - love
M
[hanova | hanova ny fango]maheriloha - malemilava (Ardeola idae, Ardea humbloti) - mamantsiñe - manaboandro - manarana - manaviandro - mandreto - manekinko - mangimike - mantavazana - maorara - maria - mariha - maritaina - marotaina - matahy - matoriandro - matsika - menamaso - menapenda - menavava - mokokoy - moty
A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
N
[hanova | hanova ny fango]O
[hanova | hanova ny fango]P
[hanova | hanova ny fango]
pakatova - papango - papangofotsy - papelika - pera - pareteka - parety - pariamaso - patsatsatra - peretika - piapiakakoho - pijina - pinjo - pizina - pompa - poretake - pory
A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
R
[hanova | hanova ny fango]
rahaky - rahoetraky - raidonga - railomba - railombo - railonga - railovy - rainibao - ramangara - ramangavia - ramanjeona - ramanjereke - ramanjereky - ramanjerika - rangady - rangado - rangimboay - rasanga - rasangetra - ravoravo - relonga - relove - reniakoho - renivitro - rere - roatelo
S
[hanova | hanova ny fango]
sabery - sadakely - sakaizamboay - sakobonkomana - salobonkomana - salahy - sama - samby - sarindokotra - sarivaza - sarivazo - seritse - siay - sidintsidina - sidisidina - sihotse - sihotsy - siketriala - siketribe - siketry - singetra - sitaromaso - sivongo - sobitiky - sohihy - sohimanga - soiangaly - soikely - soimanga - soisoy - soy - sokonina - sokoreva - soritry - soritsa - soroanja - sorohitra - soroitsa
A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
T
[hanova | hanova ny fango]
tadroadroaka - tafala - tafiho - tahia - taitso - takadalana - takatra - takodara - takodera - takoka - takoko - talaka - talevana - taleva - tambomalitra - tamefe - tamenake - tantary - taontaonkafa - taotso - tararaka - tataraka - tataro - tavazo - tekiteky - tenôro - tentena - tikoza - timpoy - tinoro - tivoka - tivoke - tivoky - todiana - tokambolo - tolohoranto - toloho - tolohovozake - tomendry - tontoroka - torotoroka - totoroka - tovetoveko - traotrao - treotreo - tretreky - tretremavo - triotrio - tsakapia - tsakirovy - tsakodara - tsakokomanga - tsamalao - tsangaritra - tsaporitika - tsaramaso - tsararaoka - tsaravanja - tsava - tseatseake - tserikamena - tsiatsiaka - tsibokie - tsidintsidina - tsihitsiky - tsihotry - tsiketriky - tsikety - tsikia - tsikibe - tsikiranta - tsikirikirio - tsikirity - tsikoha - tsikohokoho - tsikokofotsy - tsikoreva - tsikorevo - tsikorotana - tsikorovana - tsikorova - tsikotry - tsikoza - tsilangetra - tsiloko - tsilotsilonandro - tsimadekitatama - tsimalaho - tsimala - tsimandrialina - tsimatimangina - tsiniala - tsintsina - tsintsindahy - tsiotra - tsiotry - tsipara - tsipiritikala - tsipoy - tsiraràka - tsiriry - tsiriry vorona - tsivoko - tsivongo - tsohontsoho - tsokoja - tsokoza - tsondro - tsopara - tsoporitiky
A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
V
[hanova | hanova ny fango]
vanga - vano - vanobe - vanofotsy - vanokagira - vanokitsangy - vanomainty - vantotrakoho - vantsatra - vantsiona - varevaka - vazakakio - vaza - veoveoka - vikoviko - vintsiala - vintsimena - vintsirano - vintsy - vitotsy - vitro - vivy - voltora - vorokosy - vorokotsy - voromahailala dia - voromahailala - voromahery - voromailala - voromamanga - voromanga - vorombandana - vorombaratra - vorombato - vorombazaha - vorombe - vorombola - vorombozaka - vorompano - vorompatrana - vorompatsa - vorompotsy - voronakondro - voronandrano - - voronantambo (= roatelo, Mesitornis unicolor) - voronavasatisaty - vorona - vorondolo - vorondrano - vorondreo - vorondriaka - vorinjaza - voronjaza - voronjozoro - voronkahaka - voronkely - voronkontsy - voronomby - voronosy - vôroño - vorontrandraka - vorontsiloza - voropatrana - vorosoy -
Z
[hanova | hanova ny fango]zanavitro (zanak' ankanga)
A - B - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - R - S - T - V - Z
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- "Birds species in Andasibe", amp.wildmadagascar.org
- "Fiches techniques stipulant les éléments essentiels a retenir sur la richesse biologique, richesse culturelle de la NAP Tsinjoriake", www.environnement.mg
- "Birds of Madagascar", www.madacamp.com (tena tsara vakina)