Hankany amin'ny vontoatiny

Lipotriche scandens

Avy amin'i Wikipedia

Ny Lipotriche scandens dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Asteraceae. Fantatra koa amin' ny anarana hoe Melanthera scandens izy. Ilay zana-karazany atao hoe Lipotriche scandens subsp. madagascariensis (na Melanthera madagascariensis teo aloha) dia atsoina amin' ny teny malagasy hoe fanitso na menavony.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]