Lepidosireniformes
Fiseho

Ny Lepidosireniformes dia filaharan'ny Sarcopterygii, na trondro misy vombony, miavaka amin'ny filamenta, tsy misy taratra, ary vombony; mizana kely; ny isan`ny rivotra tatavia (havokavoka); ary miendrika olitra misy trondohavoka ivelany.
Karazana
[hanova | hanova ny fango]Dia nahitana karazana valo izay mitsinjara amina vondron-karazana telo.
- Lepidosirenidae -
- Lepidosiren
- Lepidosiren paradoxa
- Lepidosiren
- Protopteridae -
- Protopterus
- Protopterus aethiopicus
- Protopterus amphibius
- Protopterus annectens
- Protopterus dolloi
- Protopterus