Leo XIV
Fiseho
| Leo XIV | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Leo XIV | ||
| Teraka | 14 septambra 1955 | ||
| Toerana | Chicago | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||

Leo XIV' no anaran’ny Papa izay nohamasinina ao amin’ny Eglizy katôlika rômanina ny 8 mey 2025 tany Roma, Italia.
Teraka tamin’ny 14 septambra 1955 tany Chicago,
Etazonia
izy. Ny 12 desambra 2014 no voatendry ho Evekan’i Chiclayo, Però izy ary ny 30 janoary 2023 no voatendry ho Kardinaly.
Papa faha-267
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Fransoà (papa) 2013-2025 | Leo XIV 2025 | - |
Anarana nahaterahana
[hanova | hanova ny fango]Robert Francis Prevost no anarany ary Amerikana izy.