Aller au contenu

Leo III

Avy amin'i Wikipedia
Papa Leo III

Leo III, teraka tamin’ny taona 750 tany ho any ary maty tamin’ny 12 Jiona 816 tany Roma, dia papa faha-96 tao amin’ny Eglizy Katolika, nanomboka tamin’ny 795 ka hatramin’ny 816, natao ho olomasina tamin’ny taonjato faha-17 tamin’ny anarana hoe Masindahy Leo III (andro firavoravoana tamin’ny 12 Jona). Izy no nanome satroboninahitra ny Emperora tandrefana Charlemagne tamin’ny taona 800.